Auteur/autrice : Adnews

Tsenam-baro-panjakana: Aloa tsy ho ela ny trosan’ireo mpandraharaha

Nanome toky ny handoa ny trosan’ireo « prestataires » sy orinasa tsy miankina niasa tamin’ny fanjakana ny minisitry ny Toekarena sy ny Fitan­tanam-bola, Dr Ramiarison Herinjatovo. Nivoitra izany nandritra ny jeritodika isaky ny enim-bolana ny fanatanterahana ny tetibolam-panjakana, ny zoma teo, teny amin’ny CCI Ivato. « Eo am-panaovana fanadihadiana ireo antontan-taratasy sy fanamarinana […]

Jirama : Haka sary ny kaonteran-jiro sy rano

Hidina eny anivon’ny tokantranon’ny mpanjifa tsirairay manomboka amin’ity volana ity ny ekipan’ny jirama. Haka sary ny fitaovam-pandrefesana jiro sy rano izy ireo. Hetsika tafiditra anatin’ny fanatsarana ny tolotra sy fifandraisana amin’ny mpanjifa. Kendrena ny hampidirana izany ao anatina rafitra informatika sy ahafahana manadio ny tambazotra famantsiana jiro sy rano, araka […]

Tetikasa Volobe : Natolotra teny amin’ny Antenimierampirenena

Mitohy ny fanatanterahana ny Tetikasa Volobe. Nihaona sy nampahafantatra ny fivoaran’ny tetikasa sy ireo dingana manaraka mbola hatao tamin’ny Filohan’ny Antenimierampirenena ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Compagnie Générale d’Hydroélectricité de Volobe (CGHV). Ny zoma teo, nanao jeritodika ny fivoaran’ny tetikasa tamin’ny filohan’ny Antenimierampirenena ny ekipan’ny CGHV. Hetsika ha­nohizana ny dinika amin’ireo […]

FANTINA sy FINTINA

Zatovo mbola miala sakana ny toetra ananan’ny vahoaka malagasy, ka mbola ka fanjakana tokana « Etat unitaire décentralisé » aloha izao no mety amintsika, araka ny nambaran-dRazafiarison Laza. Nambarany fa rehefa matotra ny toe-tsain’ny Malagasy vao afaka miresaka federalisma izany. « Maharitra 200 taona ny fiovan’ny toe-tsaina », hoy izy. Manolotra safidy roa, fanjakana […]

Filoha nasionalin’ny MMM : « Aoka isika tsy hanaiky hozarazaraina… »

Nitohy tany amin’ny faritra Vatovavy, natao tao Ma­nanjary ny fikaonandohan’ny antoko Malagasy miara-miainga ny faran’ny herinandro teo. Naneho ny tanjany sy ny heriny ity antoko ity tany an-toerana ary mbola nanamafy hatrany ny fametrahana ny « Faritra mahazaka tena ». Nahitsy ny filoha nasionalin’ny MMM, Andrianainarivelo Hajo, tamin’ny lahateniny. « Tsy azo zarazaraina […]