Sady tsy tsara no tsy ratsy, nanao ady sahala 1 no ho 1, teo anatrehan’ny Taifas Stars Tanzania, ny Barean’i Madagasikara, omaly, tany Maroc. Mbola sarotra ny dian’ny Malagasy mankany amin’ny “Can 2027” anatin’ity vondrona “L” ity. “Tsy nandresy nefa tsy resy!”. Nisaraka ady sahala, 1 no ho 1, ny […]
Auteur/autrice : Adnews
INDRAY MIJERY
Tanterahina ao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny fikaonandoha momba ny CMH. Mifantoka amin’ny fandinihana sy fampahafantarana ny andraikiny eo anivon’ny fiarahamonina izany. Tanjona ny hananganana renivohitra madio, salama ary mendrika amin’ny alalan’ny fiaraha-mientan’ny kaominina sy ny mponina. Nifarana ny faran’ny herinandro teo ny fifaninanana Science Hackday, andiany faha-11. Namolavola tetikasa […]
« Grand salon de la santé » : Hanomezana tolotra ara-pahasalamana
Mikarakara hetsika ara-pahasalamana maro ny Lion’s Club Antananarivo Santatra New Century sy ny Leo Club Antananarivo Mitantsoa, miaraka amin’ny SR event sy ny groupe Infinity. Ny sabotsy sy ny alahady no hanatanterahana izany, eny amin’ny Parvis Analakely. “Tsy voafetra ny olona andrasana fa ho voaray daholo ireo tonga manatona mandritra […]
Fanofanana niomerika : Hiara-hiasa ny Orange Madagascar sy ny METFP
Ho fanatsarana ny fisitrahan’ny tanora fiofanana arakasa sy ny fahaiza-manao niomerika eto amintsika, hiara-hiasa ny orinasa Orange Madagascar sy ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa. Nifampidinika momba ny tohin’ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta, tamin’ity herinandro ity, ny minisitra Andriamampandry Todisoa Manampy sy ny talen’ny fifandraisana sy ny […]
Fanavaozana ny fandaharam-pibeazana : Tanjona ny hanangana olom-pirenena vanona feno fahalalana
Mampahafantatra ireo tsara ho fantatra mahakasika ny fanavaozana ny fandaharam-pibeazana na ny PE ny fanjakana. Mikendry ny hanatsara ny kalitaon’ny fanabeazana hifanaraka amin’ny fianarana sy ny kalitaon’ny fiarahamonina sy ny tontolon’ny asa… Mitondra fanazavana ny minisiteran’ny Fanabezam-pirenena mahakasika ny fanatsarana lehibe entin’ny fandaharam-pibeazana izay mihatra manomboka amin’ity taom-pianarana vaovao 2026-2027 […]





