Nahafahana nanovo fahalalana sy nahafantarana bebe kokoa ny niforonan’i Etazonia ny hetsika “Freedom Festival” nokarakarain’ny masoivoho amerikanina, tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely, ny faran’ny herinandro teo. Fotoana nanamarihina ny faha-250 taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia. Nahaliana ny tanora sy ny mpitsidika ny fampirantiana sy fampahafantarana marolafy naseho teo an-toerana. Nahaahana nanandrana ireo […]
Auteur/autrice : Adnews
Fiahiana ara-tsakafo : Nanolotra vola 9,7 miliara Ar ny japoney
Nampahanfantarina ny herinandro lasa teo ny tetikasa fanamafisana ny fiahiana ara-tsakafo sy fiatrehana ny fiovan’ ny toetr’andro any amin’ny tapany atsimon’i Madagasikara. Mpanatanteraka ny tetikasa ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny sakafo (Pam). Mamatsy izany amin’ny sorabola 9,7 milara Ar ny fanjakana japoney. Ampiasaina hanorenana fotodrafitrasa hahazoana herinaratra avy amin’ny masoandro […]
Zo sy fahasalamana ara-pananahana : Atrikasa maro iarahan’ny Nifin’Akanga sy ny mpisehatra
Nanatanteraka fandaharanasa maromaro ny fikambanana Nifin’Akanga tamin’ity volana ity Namaranana izany, omaly, teny amin’ny oniversiten’Antananarivo, ny « procès fictif ». Tafiditra amin’ny fanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny zo hampitsahatra ny vohoka amin’ny fomba azo antoka. Tanora mpianatra valo ao amin’ny Fakiolten’ny lalàna sy ny siansa politika (oniversiten’Antananarivo) sy amin’ny Université catholique […]
SOMBIM-BAOVAO
Nifarana ny zoma lasa teo, teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny seminera ho an’ny mpanazatra mpiandry tsatoby, taranja baolina kitra, sokajy tanora. Herinandro ny faharetan’izany ka nisian’ny fifanakalozana sy traikefa hanamafisana ny toeran’ny mpiandry tsatoby. Niala sasatra ireo klioba miatrika ny fifaninanam-pirenena, taranja basikety N1A lahy sy vavy, omaly. Mitohy […]
Fifanintsanana Can 2027: Hitady isa 3 amin’i Tanzanie ny Barea, anio
“Adin’ny samy resy”! Hifandona ao amin’ny Stade d’Honneur de Meknès, kianja atsy Maroc, anio, ny Barean’i Madagasikara sy ny Les Taifas Stars Tanzanie. Lalao tafiditra amin’ny andro faharoa, fifanintsanana Can 2027 ho an’ny vondrona “L”. Marihina fa samy resy ireto ekipa roa ireto teo amin’ny andro voalohany. Raha tsiahivina, lavon’i […]





