Azo hanoherana ny herisetra an-tsekoly ny fahatokisan-tena. Rehefa manana izany ny olona iray ary hainy ny mametraka fetra amin’izay tsy zakany sy tsy tokony hiaretany, ho sahy kokoa izy hanohitra ny tsy rariny iainany na ihany koa iainan’ny hafa atrehiny maso. Ny fanontaniana tsara mipetraka dia ny hoe: ahoana no […]
Auteur/autrice : Adnews
Ho an’ireo mpitatitra: Miteraka loza ny fanaovana dona miverina
Ao anatin’izao fialantsasatra izao, matetika tsy maharaka ny fiara fitaterana mampifandray an’Antananarivo sy ny faritra be mpandeha miala sasatra. Manaporofo izany ny fahafenoan’ny famandrihan-toerana tapa-bolana mialoha miainga any amin’ny faritra amin’ireo kaoperativa amin’ireo zotra be mpiala sasatra. Mampahatsiahy ny Antokondraharaha misahana ny fitaterana an-tanety (ATT) fa fadiana tanteraka ny fanaovana […]
Fikambanam-behivavy: Nomena tantsoroka mitentina 29 tapitrisa Ar
Nitondra tohana ho an’ny fikambanam-behivavy ao amin’ny faritra Analanjirofo ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina notarihin’ny minisitra Razafinjato Aurélie. Nomena tantsoroka mitentina 29 tapitrisa Ar ny fikambanana miisa valo hoentiny mampandroso ny fiainan’ny fikambanana sy hampiroboroboana ny fiharian’izy ireo. Nisitraka izany ny fikambanana avy ao Fenoarivo Atsinanana, Soanierana Ivongo ary […]
Herisetra an-tsekoly : Mitarika olana ara-tsaina amin’ny ankizy niharany
Zava-misy eny anivon’ny sekoly eto amintsika ny herisetra an-dakilasy fa sarotra ny miresaka azy noho ny tahotra sy ny henatra ary ny fitsaran’ny fiarahamonina. Misy fiantraikany ara-tsaina eo amin’ilay zaza sy ny ankizy niharany anefa iizany. Notanterahina ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny Ivokolo Analakely, ny hetsika “Aoka izay ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Mitohy ny fitotonganan’ny Ariary, miohatra amin’ny sandambola euro. Araka ny tarehimarika navoakan’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM), tafakatra 5 131 Ar ny sandan’ny 1 euro, omaly, raha 5 123 Ar ny 8 aogositra, ary 5 091 Ar ny 1 aogositra. Tsy mihetsika firy, fa manodidina ny 4 438 Ar ny 1 dolara, omaly, raha 4 456 […]




