Nifarana omaly ny fandraisana anjaran’ny judokas malagasy, Rasoanaivo Razafy Laura, tamin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, sokajy Seniors. Fifaninanana notontosaina tany Budapest, nanomboka ny faran’ny herinandro teo. Na dia raraka teo amin’ny ampahavalon-dalana aza i Laura, nampiaiky ny maro ny zava-bitany, nandritra ity fifaninanana goavana maneran-tany ity. Vao nanomboka ny […]
Auteur/autrice : Adnews
« Yas Coupe de Madagascar » : Natao antsapaka ny lalao ampahefa-dalana
Nanaitra ny maro ny naheno fa natao antsapaka indray ny lalao ampahefa-dalan’ny Yas Coupe de Madagascar. Efa fantatra mialoha ny ampahavalon-dalana teo anefa ny mpifanandrina ho an’ny tsirairay tafakatra amin’ny dingana manaraka. Fomban’ny tompom-baolina sa fandaminana? Natao antsapaka indray, omaly, teny Isoraka, ny lalao ampahefa-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja baolina […]
INDRAY MIJERY
Tohana ara-tsakafo ho an’ny mpanala CEPE. Nahazo sakafo masaka sy mafana ireo mpianatra miisa 340 tao Tsiroanomandidy ka velom-pisaorana ireo ray aman-dreny. Nisy ihany koa ny fitsidihana ireo efitra fanaovana fanadinana niaraka tamin’ny ben’ny Tanàna sy ireo tomponandraikitra ao Ambatolampy. Nahazo mariboninahitra « Commandeur de l’ordre national malagasy” ny Pr […]
Iray volan’ny ankizy : Mila tonga saina ny ray aman-dreny
Nomarihina teny Ambohidratrimo ny hetsika nasionaly ho an’ny Iray volan’ny ankizy, omaly. Fotoana hampitana hafatra mivantana amin’ny ankizy, indrindra ny ray aman-dreny, hoy ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Razafinjato Aurélie. “Ray aman-dreny mandray andraikitra, ankizy voaaro sy mizaka ny zony”. Io ny lohahevitra amin’ity. Milaza hevi-dehibe izany. Satria, […]
Kaominina Ampitatafika : Homena fankasitrahana ny mpiadina mahomby
Nisy ny tohana ara-tsakafo nataon’ny eo anivon’ny kaominina Ampitatafika ho an’ny mpianatra nanala ny fanadinam-panjakana CEPE, teny amin’ny CEG Ankaditany, afakomaly. Nisitraka izany ireo mpianatra miisa 1 542, mpandraharaha, mpampianatra ary mpitsara fanadinana. Nisitraka laoka sy vary, biscuit, yaourt ary akondro izy ireo. Mbola hisy koa ny fankasitrahana homena ireo […]




