Auteur/autrice : Adnews

Taekwondo Malagasy : Lany ho filohan’ny federasionina i Lamina Boto Tsara Dia

Manana olona vaovao hitantana ny Federasiona malagasin’ny taekwondo WT (FMTKD). Kandidà tokana voafidy tamin’izany i Lamina Boto Tsara Dia. Hanomboka ny asa avy hatrany ny tenany. Notontosaina tetsy amin’ny biraon’ny Komity olympika malagasy (COM) Ivan­­dry, ny asabotsy lasa teo, ny fifidiananana izay ho filohan’ny Federasiona malagasin’ny taranja taekwondo WT (FMTKD). […]

TARATRY ny KANTO

Ho avy indray ny « Fetin’ny Reny »! Maro amin’ ny Malagasy no manamarika azy io. Tsy vitsy ihany koa anefa ireo izay mamela izany handalo fotsiny. Ny fantatra, tsy an’ny Malagasy ny «Fetin’ny Reny» fa nampidirin’ny vahiny teto. Na ny famaritana na ny hevitry ny hoe «Reny» na «Neny» […]

Sehatra bagasy – Fidimalala: « Aza menatra amin’ny antsika »

Notanterahina ny asabotsy teo, tetsy amin’ny efitrano malalaky ny Aro Antsahavola, ny fihaonan’i Fidimalala tamin’ ireo mpitia sy liana amin’ny bagasy. Nisongadina, sady vontoatin’ity fihaonana no­kara­karain’ny Sehatra Bagasy ity, ny fizarana traikefa mom­ba ny fahitan’i Fidimalala ny tontolon’ny zavakanto indrindra fa ny hira malagasy nandritra ny fotoana ela nijanonany tany […]