Attendu la semaine passée, suite à l’annonce faite par le colonel Michaël Randrianirina, lors de la réunion préliminaire du 3 juin entre les autorités de la Refondation et le Conseil des églises chrétiennes de Madagascar (FFKM), le comité technique de la Primature chargé de coordonner la concertation nationale, n’a pas […]
Auteur/autrice : Adnews
Nanakorontana: Polisy mamo nananton-tena tamin’ny tady
Hita faty nananton-tena tamin’ny tady tao anaty violon, tany Antsohihy, omaly maraina, ny polisy iray antsoina hoe: Ramahevitra Victorel Rajaonah. BCP3, miasa eo anivon’ny kaomisaria foibe ao Antsohihy ny tenany. Raha ny fanazavana voaray, voalaza fa mamo ity mpitandro filaminana ity ka nanakorontana sy nifamaly tamin’ny mpiara-miasa taminy tao anatin’ny […]
Fisavana tetsy Tsarasaotra : “Orinasa efa nogiazana”, hoy ny polisy
Nanaovan’ny mpitandro filaminana fidinana ifotony ny orinasa sinoa iray tetsy Tsarasoatra, ny sabotsy maraina teo. Naratra, nandritra izany, ny mpiambina sy ny mpiasa maromaro tao aminy. “Nihanika tamboho ireo andian’olona ireo rehefa tsy navela hiditra”, hoy ireo nanatri-maso. « Tsy navela hiditra tao anatiny anefa ireo mpitandro filaminana tonga nanao ny […]
Tovolahy mamon-drongony : Maty notsindrominy antsy ny renikeliny
Noleran’ny zana-badiny tamin’ny antsy ny renikeliny, afakomaly, tany Brickaville. Norobainy, tamin’izany, ny vola sy volamena tao an-trano. Efa nandrahona ny hamono ity ramatoa ity ho faty ny nahavanon-doza rehefa mandray zava-mahadomelina. Renim-pianakaviana iray 55 taona, maty tsy tra-drano noleran’ny zana-badiny tamin’ny antsy tany amin’ny kaominina ambanivohitra Ambinaniniony, disitrikan’ i Brickaville, […]




