Nigadona tetsy Ivato, omaly tamin’ny 4 ora tolakandro, ny Makis Sevens izay niatrika ny fifaninanana tany Afrika Atsimo, ny 1 hatramin’ny 8 marsa lasa teo. Araka ny fanadihadiana natao tamin’ny filohan’ny Malagasy Rugby, Rakotomalala Marcel, hiatrika fampivondronana avy hatrany izy ireo manomboka ny alakamisy ho avy izao, raha tsy misy […]
Auteur/autrice : Adnews
Fiaraha-miasan’ny MFFT sy ny AFD : Namaha ny olana eny ifotony ny tetikasa Lalankely
Hiditra amin’ny andiany fahefatra ny Tetikasa lalankely. Vokatry ny fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) sy ny AFD ary ny eo anivon’ny Vondrona eoropeanina (UE) izany. Nambaran’ny tale jeneralin’ny Fanajariana ny tany, Rakotomalala Miangaly, tetsy Anosy, omaly, fa nanova ny fiainan’ny mponina sy namaha ny olana teny […]
VAOVAO TAMBATRA
Efa misokatra ny fifamoivoizana eo amin’ny « radier », PK 90, amin’ny lalam-pirenena faha-10, eo Ankidona Betioky. Manatanteraka ny asa ny orinasa misahana ny fanamboarana, ka efa voatototra vato ilay « radier » simba. Efa miomana hanarina ny any Mahariry, PK 187 sy Renosy PK187 ihany koa ny orinasa. Miandry ny fihenan’ny rano kosa […]
Seranan’Ivato: Vehivavy ny 60% ny komity mpitantana
Toerana sahaza hamantaran’ny mpanjifa ny sehatry ny fifamoivoizana ny seranam-piaramanidina. Nanao hetsika manokana ny orinasa Ravinala Airports, mitantana ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato Antananarivo, ny sabotsy 8 marsa teo, nankalazana ny Zon’ny vehivavy. Nisy ny rantin-tsary tao amin’ny efitrano malalaka fandraisana ny mpandeha, nantsoina hoe « Briller pour soi » hanomezan-danja […]
Orinasa Star: Miisa 5 ny vehivavy tale
Tsy misy fanavahana ny fandraisana sy ny fikarakarana ny lehilahy sy ny vehivavy ao amin’ny orinasa Star. Voakasik’izany ny asa atao sy ny fitazonana andraikitra, na eo aza ny ilana fahaizana ara-teknika sy tanjaka ara-batana sasany. Miisa 5 ny vehivavy tale ao amin’ity orinasa ity, ary mpikambana ao anatin’ny komity […]




