Laharam-pahamehan’ny Tsenabe iraisam-pirenena (Fim) ny fifanarahan’ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina enti-mampandroso ny toekarena sy fandraharahana eto amintsika. Hisokatra bebe kokoa amin’ny tsenan’i Afrika ny hetsika amin’ity taona ity. Mifampiankina ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina amin’ny fampiroboroboana ny toekarena sy ny fandraharahana eto amintsika. Hivoitra ho an’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
INDRAY MIJERY
Teny amin’ny Bord de la mer no nanomezan’ny caravane médicale “Sarobidy ny Aiko” tolotra ara-pahasalamana maimaimpoana sy marolafy ny mponin’i Mahajanga sy ny manodidina, omaly. Nitondra zava-baovao ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, toy ny tolotra fitarafana amin’ny scanner, ny fandidiana (vasectomie), ny fanamafisana ny fisorohana ary ny fampiroboroboana ny fahasalaman’ny reny sy […]
Village touristique – Mahajanga: Nambolena voanio 60, nodiovina ny torapasika
Anisan’ny nankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy ny tao Mahajanga. Koa, tamin’ity herinandro ity ny fanatsarana ny lalana manamorona ny “village touristique” Mahavoky-Nord sy ny fanadiovana ny torapasika. Tetikasan’ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy ny fametrahana ny “allée arborée” sy fanadiovana ny “village touristique” niaraka amin’ […]
“COP 29” sy “COP 16” : Mpisehatra mahomby ny tanora malagasy
Nanao tatitra momba ny fandraisana anjaran’ny tanora nandritra ny fivoriana iraisam-pirenena telo (COP 29, COP16 karazany roa) momba ny fiarovana ny zava-mananaina, ady amin’ny fiovan’ny toetr’andro sy ny ady amin’ny fiitaran’ny tany efitra ny taona 2024 ny Aika. Tambajotran’ny fikambanana, ONG sy orinasa misehatra amin’ny fiarovana ny tontolo iainana, omaly, […]
manambana an’ i Diana, Sava ary Ambatosoa: Hipaka ao Vohémar sy Antalaha, anio vao maraina, ilay faritr’andro ratsy
Nitondra rotsakoranabe (80 hatramin’ny 150mm ao anatin’ny 24 ora) nanomboka omaly ho an’ny tapany avaratra ilay faritr’andro ratsy satria nipaka any amin’ny ilany avaratra atsinanana ny rahona mialoha azy. Tsy nahafeno fepetra ahazoana anarana ilay andro ratsy hatramin’ny omaly hariva ka mitoetra ho faritra andro ratsy ihany izay niforona ao […]




