Manomboka tazana eny amin’ny tambajotran-tserasera ny famoahana lahatsoratra na fampahafantarana didy aman-dalàna na fanapahan-kevitra voasoratra amin’ny teny malagasy. Efa dingana lehibe sy fahasahiana goavana ny tahaka izany. Mbola mitoetra ho laharam-pahamehana kosa, anefa, ny fampianarana ny zaza na ny taranaka malagasy amin’ny tenin-drazany. Io no mila ahitsy haingana. Ampianarina sy […]
Auteur/autrice : Adnews
« Quiz Poésie Africaine » : Tompondaka i Miangola Ony
Tontosa omaly ny fanolorana ny loka ireo nisongadina tamin’ilay fifaninanana « Le quiz de la poésie africaine ». Natao hanasongadinana ny literatiora afrikanina izany. Nikatona ilay fifaninanana «Le quiz de la poésie africaine, Jacques Rabemananjara – Martial Sinda», ho an’i Madagasikara. Notolorana ny lokany, omaly, tetsy amin’ny Tranombokim-pirenena, Anosy, ireo […]
VAOVAO TAMBATRA
Miditra amin’ny dingana faharoa hananganana ny fanofanana arakasa eny amin’ny Toby Akamasoa ny fanjakana. Tanterahina amin’ny alalan’ny tetikasa CCPREAS izany, ka asa roa no hatao. Voalohany, ny fanajariana ny manodidina sy ny fanadiovana ny tontolo. Faharoa, ny fanamboarana ny fefy sy ny vavahady. Nanomboka ny taona 2022 ny tetikasa ka […]
« Foaran’ny fromazy »: Fampiroboroboana ny vokatra vita malagasy
Manodidina ny 7 litatra isan’olona isan-taona ihany ny fanjifana ronono eto Madagasikara. Mila ezaka be ny fampitomboana ny famokarana sy ny fanjifana. Anisan’ny antony hanatanterahina ny 22 hatramin’ny 25 jolay ho avy izao, etsy amin’ny zaridainan’Antaninarenina, ny Foaran’ny fromazy aty afovoantany, FFHT (Foires aux fromages des Hautes Terres), andiany faha-3, […]
Fampivoarana ny niomerika: Miara-miasa ny Fom sy ny Clood
Vita sonia ny alakamisy teo ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Fikambanan’ny orinasa malagasy (Fom) sy ny Clood Madagascar, mpikambana ao amin’ny Fom. Fiaraha-miasa hanohanana ny fanovana niomerika ho an’ireo mpikambana. “Miantsehatra amin’ny développement numérique ny Clood. Tanjona ny hanampy sy hanome tantsoroka ireo mpandraharaha sy hitondra vahaolana ara-niomerika mifanaraka amin’ny filany […]




