Auteur/autrice : Adnews

Rugby XXL Top 12: Hifampitana indray ny FTM sy ny USA

Nifarana ny alahady teo ny fifanintsanana ady laharana hiakarana amin’ny dingana manaraka, ho an’ny « XXL Top 12 ». Tafita hiatrika izany ny ekipan’ny Cosfa, CEA Andranomanalina, Uscar, FTM Manjakaray, tompondaka farany, USA Ankadifotsy, TFA Anatihazo. Araka ny fanazavana azo omaly, miandry ny manasa-dalana avy hatrany ny Cosfa sy ny CEA. Manao […]

Karate – “Open de Saint Denis” ; Nahazo fanasana i Madagasikara

Taorian’ny fifaninanana iraisam-pirenena natao tetsy Mahamasina, vaovao mahafaly ho an’ny karate-do malagasy, voaasa amin’ny “Open de Saint Denis” i Madagasikara. Fahombiazana ny fifaninanana “Coupe international d’Antananarivo” natao teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahama­sina, ny faran’ny herinandro lasa teo. Tohin’izay, nahazo fanasana avy amin’ny Renio­ney i Madagasikara handray anjara amin’ny “Open de Saint Denis”, hatao […]

Minisiteran’ny Fanavaozana: «Ilaina ny fanovana toe-tsaina»

Napetraka tamin’ny fom­ba ofisialy tao Toama­sina ny talem-paritry ny minisiteran’ny Fanavaozana. Voatendry ho amin’izany, ho an’ny faritra Atsinanana, i Boizy Blandine, raha Aldine Bernadette kosa ho an’ny faritra Analanjirofo. Nitarika izany ny minisitra misahana ny Fanavaozana, ny Me Razafi­ma­nan­tsoa Hanitra. «Hiton­dra fanavaozana lehibe eto amin’ny firenena ity minisitera ity ka […]