Hentitra. Manara-maso ny tsena sy ny vidin’entana, amin’ izao ankatoky ny fetin’ny Paka izao, ny minisiteran’ny Varotra sy ny fanjifana. Tratra, nandritra ny fidinana ifotony nataon’ ny minisitra Andriamadison Haingotiana sy ny ekipa mpiara-miasa aminy, omaly, teny amin’ny tsenan’Andravoahangy ireo vary simba 13 kitapo tsy azo hamidy intsony. “Misy lena […]
Auteur/autrice : Adnews
CEO Summit 2 : Hetsika ara-toekarena goavana aty amin’ny ranomasimbe Indiana
Hatao ny 9 sy 10 avrily ho avy izao, eny amin’ny Novotel Ivandry, ny fihaonambe ara-toekarena CEO Summit, karakarain’ny Becom sy ny Sendikan’ny indostria eto Madagasikara (Sim). Lohahevitra noraisina ny hoe, « foto-kevitra vaovao, vina vaovao, sahia mikaroka zava-baovao ho an’ny hoavy ». Fotoana hihaonan’ny mpisehatra ara-toekarena samihafa, ahitana mpitarika, […]
Fikambanan’ny farmasianina eto Madagasikara: Handray ny kongresin’ny FPOI
Handray ny kongresin’ny Federasionin’ny farmasianina matihanina eto amin’ny ranomasimbe Indiana (FPOI), andiany faha-31, ny fikambanan’ ny farmasianina eto Madagasikara (APM). Hotontosaina ny 9 sy 10 avrily, eny amin’ny CCI Ivato, ny fivoriana, iarahana amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Fikambanana mampivondrona ny farmasianin’ny firenena […]
Hamehana ara-tsakafo any Atsimo: Hanainga anio ny kamiao hitondra fanampiana
Nanolo-tanana ho an’ny marefo, teny amin’ny BNGRC, omaly, ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny olomasin’ny andro farany. Nitondra vary 263 000 kg, tsaramaso 24 500 kg, menaka 8000 l ary siramamy 13 000 kg izy ireo hanampiana ny mpiara-belona. Indray mandeha isam-bolana, manao fifadian-kanina ny mpino ka ny vola tokony […]
FANTINA sy FINTINA
Norobaina sy nampibabena trosa ny firenena nandritra ny fitondrana Rajoelina, araka ny fanambaran’ireo manampahaizana « Cercle de réflexion des élites ». Anisan’izany ilay vola 4 000 miliara Ar natsikafon’ny Fitsarana momba ny kaonty. « Eo koa ireo fifanarahana findramam-bola ivelany miisa 13. Trosa tsy nandeha tany amin’ny vahoaka », hoy izy ireo. Tokony […]




