Auteur/autrice : Adnews

INDRAY MIJERY

Nanao sonia ny « mémorandum » momba ny hitohizan’ny tetikasa « TaFiTa » andiany fahatelo ny JICA sy ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Faritra 13 hatramin’ny 15 no hanatanterahana io tetikasa io, amin’ny andiany fahatelo. Hotohizana ny fanatsarana ny fomba fampianarana amin’ny alalan’ny « approche Kamishibai ». Nandray anjara tamin’ny fifaninanana horonantsary […]

Roa volana voalohany – EPP : ratsy ny fari-pahaizana vokatry ny tarazon’ny Covid-19

Hamarana ny roa volana faharoa amin’ny taom-pianarana 2023-2024 ny ambaratongam-pampianarana rehetra manomboka ny sabotsy 23 desambra. Hisantatra ny roa volana fahatelo ny 8 janoary 2024, aorian’ny fialantsasatry ny Krismasy. Misy hatrany ny fanadinana hitsapana ny fari-pahaizan’ny mpianatra rehefa mifarana ny roa volana. Ho an’ny EPP iray ato anatin’ny Cisco Antananarivo […]

fiatrehana hamehana : nohavaozina ny drafitrasa

Tafiditra ao anatin’ny paikadim-pirenena amin’ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza ny fanavaozana ny drafitrasa ho fiatrehana ny hamehana. Nampiavaka ny drafitra napetraka miaraka amin’ny BNGRC ny fijerena mialoha ireo tandindon-doza sy ny mety ho fiantraikany eo amin’ny olona sy ny fananany. Hamaritana sahady ireo asa mialoha tokony ho tanterahina […]

Tontolon’ny astronomia sy astrofizika: tanora malagasy 30 manomana ny PhD any ivelany

Tanterahina mandritra ny 3 andro, etsy Ambaranjana, ny dinika lehibe momba ny astronomia sy astrofizika iarahana amin’ireo profesora avy any ivelany sy eto an-toerana ary mpianatra mandalina izany. Nasongadin’ny profesora Rakotomalala Minoson, avy ao amin’ny fakiolten’ny Siansa, ao amin’ny oni­versiten’Antananarivo, fa 30 mianadahy ireo Malagasy mpianatra manomana ny diplaoma PhD […]

Tsiahin’ny tantara: nivoaka ny boky momba ny “Mey 1972”

Namoaka boky vaovao Ra­soloniaina Brigitte. No­tan­terahina tany Paris, ny 12 desambra teo, ny fampisehoana tamin’ny fomba ofisialy ny boky momban’ny mey 1972. Mitondra ny lohateny “Mada­gascar Mai 1972” izy io. Mi­ompana amin’ny “Regards et perspectives historiques et socio langagières”, ahitana pejy miisa 288 ary navoakan’ny Hemisphères Editions izany. Nitantana kosa […]