Fanatajahantena

DAKA AN-JORONY: Lasa ilay tongotra havia

Nanjombona mbola atoandro ny tontolon’ny baolina kitra malagasy. Maty ilay kintan’ny baolina kitra, Rakoton­dramasy Desiré, fantatra ny maro amin’ny hoe: Dezy Ramasy. Toy ny nilatsaham-baratra ny rehetra nandray ny vaovao. Tampoka loatra tamin’ny mpankafy fa tsy heno narary na nanaovana antso fanampiana tetsy sy teroa Itompokolahy. Kintana tena namiratra tao […]

Basikety-“Fiba 3X3 Champions Cup” : Tsy nahomby ny ekipa malagasy

Nifarana ny sabotsy lasa teo, tany Bangkok Thaïlande, ny fifaninanana”Fiba 3×3 Champions Cup” izay nandraisan’i Madagasikara anjara. Tsy nahomby ny Ankoay lahy sy vavy. Faharesena 3 avy no azon’izy ireo nandritra ity fifaninanana ity, ny faran’ny herinandro teo. Firenena goavana sy efa tompon’ny basikety 3×3 maneran-tany avokoa no nifanandrinan’izy ireo […]

Rugby- ” XXL Top 12″: Adin’ny samy kartie ny an’ny CEA sy ny FTM

Hiavaka ny andro fahafito amin’ny fifaninanam-pirenena, taranja rugby XXL Top 12. Hifan­dona amin’izany ny ekipa samy kartie, dia ny FTM Manjakaray sy ny CEA Andrano­manalina. Ho tafiditra ao anatin’ny roa voalohany izay mivoaka ho mpandresy, amin’ity. Kihon-dalana lehibe eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madaga­sikara, taranja rugby “XXL Top 12”, […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina eny amin’ny CAI Ambodin’Isotry, ny fifaninanana taranja tsipy kanetibe, ho an’ireo haino aman-jery, “Inter Medias Petanque Cup”, izay kara­karain’ny fikambanan’ny mpanao gazety ara-panatanjahantena eto Madagasikara, UJSM. 22 ny ekipa mandray anjara, avy amin’ny orinasa mpikirakira vaovao sami­hafa. Araka ny fikarohana natao, dia nisafidy ny tsy handray anjara amin’ny fiadiana […]

Basikety- Champions Cup R: Resin’i Australie i Madagasikara

Faharesena no nisantaran’ny Ankoay, lehilahy, ny fandraisany anjara amin’ny fifaninanana “Fiba 3X3 Champions Cup”, taranja basikety lalaovin’olona 3, tanterahina any Bangkok, Thaïlande. Omaly no niakatra an-kianja voalohany ny Ankoay lahy, nifanehatra tamin’i Austra­lie teo amin’ny lalao voalohany. Resy ta­min’ny isa 21 no ho 17 ry Elly sy ny namany nandritra […]