Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Karate, ho an’ny isan-tarika, Kata sy Kumite. Nahitana ny fifandanjana lentan’ny klioba izany satria klioba 4 samihafa no nandrombaka ny fandresena. Azon’ny Tiger’s Andohalo ny anaram-boninahitra teo amin’ny Kata, lehilahy. I Ichiban, Atsimondrano kosa […]
Fanatajahantena
“Pureplay Football League”: tsara fanombohana ny Disciples FC sy ny CFFA
Notontosaina ny alahady lasa teo ny andro voalohany fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Football League (PFL)”. Samy tsara fanombohana na ny Disciples FC Vakinankaratra na ny CFFA Andoharanofotsy, tamin’izany. Ny Disciples FC nandavo ny Mama FC, tamin’ny isa 1 no ho 0, tao amin’ny Kianjan’ny Mama […]
Tsipy kanetibe: Lasan’i Yves Sedrick ny “Boule d’or 2025”
Nitondra anaram-boninahitra vaovao indray ny taranja tsipy kanetibe. Norombahin-dRakotoarisoa Yves Sedrick mantsy ny “Boule d’or 2025”, na ny mpilalao mendrika indrindra maneran-tany. Izy indray izany no nandimby an’i Jean Feltain, nahazo izany tamin’ny taona 2024. Tsara fiafarana ny taona 2025 ho an’ny taranja tsipy kanetibe. Nofaranan-dRakotoarisoa Yves Sedrick tamin’ny fibatana […]
Rugby-Jobily faha-125 taona: tsy tafavoaka teo anatrehan’ny CEA ny Cosfa
Notanterahina omaly, teny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny fankalazana ny jobily faha-125 taonan’ny Rugby Malagasy. Lavon’ny CEA Andranomanalina tamin’ ny isa 25 no ho 22, ny Cosfa. Tsy tafavoaka teo anatrehan’ny mpilalaon’ny CEA, ny Miaramila, tamin’ity lalao fihantsiana ity. Raha hiverenana kely ny fifanandrinana, nanindry ny CEA tao anatin’ny 23 […]
Atleta namiratra: notolorana mariboninahi-pirenena sy mari-pankasitrahana
Niaka-dapa, ny sabotsy teo , teny Iavoloha, ireo mpilalao sy atleta namiratra teo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, tao anatin’ny roa volana. Notoloran’ny fitondram-panjakana mariboninahi-pirenena sy mari-pankasitrahana ny atleta teo amin’ny taranja Sport automobile, Razanakoto Iaro Niaina. Tompondaka tany Thailand nanomboka ny taona 2019 ka hatramin’ny 2021 izy, izay nanova sehatra ho […]




