Tapitra tanteraka ny fe-potoana hitantanan’ny filohan’ny “Madagascar Paralympic Committee” (mpc). Efa fantatra ny daty hanatanterahana ny fifidianana, izay hitantana ho an’ny efa-taona manaraka. Hotanterahina ny 23 janoary, eny amin’ ny M Hotel Ampefiloha izany, araka ny fandaharam-potoana. Ligy 13 amin’ireo 15 misy no manana ny fahazoan-dalana hifidy hatreto ary efa […]
Fanatajahantena
Fandrobana an’i Zigle sy i Sedrick: Nametraka fitoriana ny klioban’ny Decines
Niharan’ny herisetra tany France, ny Malagasy mpilalao tsipy kanetibe, i Zigle sy i Yves Sedrick. Nisy nandroba ny fiara nitondra ny entan’izy ireo ny alakamisy alina ka very tamin’izany ny valizy nisy ny akanjo sy ny antontan-taratasy sarobidy, hipetrahan’izy mirahalahy any an-toerana. Niteraka resabe teto Madagasikara sy tao anaty tambanjotran-tserasera […]
SOMBIM-BAOVAO
Efa hifarana ny fifanarahana eo amin’ilay frantsay mpanazatra, Corentin Martins sy ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF). Araka ny loharanom-baovao, maniry ny hanavao izany ny eo anivon’ny rafitra federaly taorian’ireny vokatra ireny, saingy miandry ny valin-tenin’ny fanjakana. Tsiahivina fa hiarahan’ny FMF sy ny fanjakana ny fandoavana ny karamany. Hotontosaina eto […]
Tsipy kanetibe: Lasa namonjy ny kliobany any France ry Zigle sy Sedrick
Nanainga ny alarobia lasa teo, Rakotondrainibe Jean François Daniel (Zigle) sy Rakotoarisoa Yves Sedrick, mpilalao tsipy kanetibe. Nihazo an’i France ary hamonjy ny Décines, klioba vaovao hilalaovan’izy mirahalahy. Noho ny vokatra tsara azon’izy ireo, nandritra ireo “Tournoi” maro loko notanterahina tany France, tamin’ny taon-dasa no naharesy lahatra ity klioba frantsay […]
Ampahefa-dalan’ny CAN 2025: Hisantatra ny lalao i Senegal sy i Mali
Adin’ny samy goavana ! Hotanterahina anio, ny ampahefa-dalana roa voalohany hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra (Can 2025), tanterahina any Maroc. Tsontsorimamba isarahana avokoa ny fihaonana fa tsy misy kajikajy intsony. Hisantatra izany, ny Lion de la Teranga Senegal sy ny Aigle de Mali. Mipetraka ho ekipa “favori” […]





