Fanatajahantena

Pancrace-“Grand Combat de défi” : Hifandona i Rado Bota sy i Solo Be

Hotontosaina anio, eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny fifaninanana eo amin’ny taranja Pancrace “Grand Combat de Défi”, andiany fahadimy. Hetsika kara­karain’ny “Commission malagasy de pancrace et submission”. Ady 21 no hitranga ka 10 eo amin’ny Classe “A”, 10 eo amin’ny sokajy “B” ary 1 eo amin’ny “Combat KO”. Mpikatroka 42 […]

SOMBIM-BAOVAO

Nahemotra ho amin’ny fotoana tsy mbola fantatra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja kick boxing, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny federasionina. Fifaninanana nokasaina hatao anio, eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, saingy tsy tanteraka. Hatao anio, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny « Match de gala” tafiditra anatin’ny hetsika “Fête du Basket […]

Atletisma : Atleta 3 hanafika atsy La Réunion

Nanainga omaly, hihazo an’i La Réunion, hiatrika ny «Foulée du sentier littoral» mirefy 15 km hatao ao Ste Suzanne, ireo atleta 3 mianadahy. Nahitana an’i Navokoharilala (Vakinankaratra) sy Rafenomanga Juanhson (3FB) ary Edouard (Garage Radom) izany. Hitarika ny delegasiona malagasy sady mpanazatra Rafenomanga Johson. Fihaonana hotanterahina rahampitso alahady. Fanasana avy […]

“CHAN 2025” – Barea (4) – (3) Kenya : Tafita amin’ny manasa-dalana ny Barean’i Madagasikara

Hafaliambe ny an’ny vahoaka malagasy, halina. Tafakatra amin’ny lalao manasa-dalana amin’ny Chan 2025, ny Barean’i Madagasikara. Resiny tamin’ny fandakana tirs au but, 4 no ho 3, ny Harambee Stars Kenya. Nametraka ny dian-tanany fanindroany eto Afrika indray ny Barean’i Madagasikara. Noporofoin’ny Barean’i Madagasikara fa tsy kisendrasendra ny vo­ka­tra azony tany […]

Baolina kitra – “Chan 2025”: “Famarananakely ny an’ny Barea sy i Kenya”, hoy ny Coach Rôrô

Hitana ny sain’ny rehetra, indrindra ny mpankafy baolina kitra, amin’ity anio ity, ny ampahefa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ireo mpilalao tsy matihanina (Chan 2025). Hifampitana ny Harambee Stars Kenya sy ny Barean’i Madagasikara. Fihao­nana hotanterahina ao amin’ny Kianja Kasarani stadium, Nai­ro­bi Kenya. Namba­ran’ny mpanazatra, Rakoton­drabe Romuald (Rôrô), fa […]