Fanatajahantena

Basikety – N1A : hifanandrina voalohany ny USJFM sy ny GNBC

Hotanterahina manomboka rahampitso hatramin’ny 9 jona ho avy izao, any Toama­sina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, ta­ranja basikety, N1A faritra Atsinanana, lahy sy vavy. Eo amin’ny sokajy vehivavy, ha­nokatra izany any an-toerana ny fifanandrinan’ny USJFM Atsi­mo Andrefana sy ny ekipan’ny zandary GNBC Anala­manga. Raha toa ka ny fihaonan’ny SBBC […]

Rally- “Run Mada 2024”: hanomboka rahampitso ny dingana faharoa

Hotanterahina eny amin’ny la Base 213 Arivonimamo, rahampitso, ny dingana faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara Rally-“Run Mada 2024”. Araka ny fa­nazavana nataon-dRanaivo Rindra, filohan’ny Antananarivo Moto Auto (Ama), izay mpikarakara, hiavaka ny fifanintsanana amin’ity. Anisan’izany ny fampiasana ny lera amin’ny lalaon’ireo mpifaninanana Open. Tsara marihina fa hosokajiana araka ny […]

“Mondial 2026” : hamonjy an’i Afrika Atsimo, ny herinandro ho avy io, i Rayan Raveloson

Hiatrika ny andro fahatelo sy fahefatry ny fiadiana ny tapakila hiatrehina ny “Mondial 2026”, ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar, ny volana jona. Andrasana ny fahatongavan-dRaveloson Rayan sy ireo namany. Fito andro sisa! Hotan­terahina ao amin’ny ki­anja FNB Stadium Jo­han­nesburg, ny 7 jona ho avy izao, ny fihaonan’i Ma­da­­gasikara sy i […]

Amboaran’i Madagasikara : hifandona ny Uscafoot sy ny Inate FC

Hiditra amin’ny dingana ampahefa-dalana ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara “Telma coupe de Madagas­car”, taranja baolina kitra. Hotanterahina ny alahady ho avy izao, eto Antananarivo, avo­koa ireo lalao efatra. Lalao iray hisongadina ny an’ny Us­cafoot sy ny Inate FC Rouge. Raha tsiahivina, ekipa roa tsy mbola nihaona teo amin’ny lalao ofisialy […]

SOMBIM-BAOVAO

Ny talata lasa teo no nigadona voalohany tatsy Afrika Atsimo ny ampahany amin’ireo mpilalaon’ny Barea de Madagascar, hiatrika ny lalao hifanandrinana amin’i Comores sy i Mali. Anisan’ireny i Tremoulet Sandro, Andriantiana Nomena, i Thierno Millimono, i Julien Pontgerard, i Titouan Safidy ary i Teva Gardies. Nantsoin’ny Me Rôro, mpanazatra ny […]