Taorian’ny fahombiazan’ ny andiany voalohany Atsimondrano Champions League (ACL), taranja baolina kitra, hiditra amin’ny faharoa indray ny fifaninanana, karakarain’ny Atsimondrano Action Sport sy ny solombavambahoaka, Ratsivahiny Andry. Nampahafantarina omaly zoma, tetsy Mahamasina, izany. Tsy miova ny loka hozaraina fa hitentina 10 tapitrisa Ar ihany. 78 ireo ekipa hiady ny 4 […]
Fanatajahantena
Rugby – XXL Top 20 : hidona i Manjakaray sy Ankady
Hiditra amin’ny andro fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby XXL Top 20. Fifaninanana hotanterahina eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, rahampitso alahady 2 avrily. Miisa 4 ireo fihaonana voalahatra amin’izany. Anisan’ ireo donabe andrasan’ny rehetra ny fifanandrinan’ny USA Ankadifotsy sy ny FTM Manjakaray. Adin’ny samy kartie ny lalaon’ny roa […]
Kitra: lasa mpanazatran’ny Club M Maurice, Rasoanaivo Fidy
Notendren’ny federasiona maorisianina ny baolina kitra (MFA) hitondra ny ekipam-pireneny (Club M) Rasoanaivo Fidy. Sambany teo amin’ny tantaran’ny baolina kitra no nisy teknisianina malagasy hanazatra ekipam-pirenena vahiny. Sambany teo amin’ny tantaran’ny baolina kitra no nisy Malagasy hitondra ekipam-pirenena vahiny. Araka ny vaovao hita tao anaty tambajotran-tserasera, nivoaka omaly zoma, notendren’ny […]
Misaona ny Volley : nodimandry Rakotomalala Elysé
Misaona ny tontolon’ny taranja Volley-ball malagasy. Nodimandry, omaly, Rakotomalala Elysé na i Lily no anarana nahafantaran’ny maro azy, teo amin’ny taranja volley. 55 taona i Lily izao nindaosin’ ny fahafatesana izao, rehefa tojo tsy fahasalamana ny tenany nandritra ny fotoana vitsy. Anisan’ny nitondra anjara biriky maro teo amin’ny Volley-ball izy […]
Orange Pro League : mitarika ny Fosa Jr sy ny Mama FC
Mitohy hatrany ny fifaninanam-pirenena « Orange Pro Leeague ». Hatreto, mitarika ao amin’ny vondrona misy azy ireo ekipa goavana. Taorian’ny andro faha-11 amin’ny « Orange Pro League » (OPL), taranja baolina kitra, mitana ny laharana voalohany amin’ ny vondrona misy azy avy ireo ekipa roa vaventy eto Madagasikara. Ny Fosa Junior Boeny ao amin’ny […]





