Fiaraha-monina

Distrikan’Ikongo – tazo sy tsy fanjarian-tsakafo: Hadihadiana ny isan-toka-trano

Nanomboka ny sabotsy teo, ny famantarana sy fitsiri­hina ny fahasalaman’ny isan-tokantrano mahakasika ny tazomoka sy ny tsy fanjarian-tsakafo ao anatin’ny distrikan’ Ikongo. Ampiarahina amin’ny fanadihadiana momba ny fananan’ny tokantrano koa ny lay sy ny fomba fampiasana azy. Zava-dehibe tanterahina mandritra ny fitsidihana ny fanamafisana ny fanentanana amin’ny ady amin’ny tazomoka […]

Fampianarana teknika : Nandray ny asany ny talem-paritra vaovao

Tontosoa ny faran’ny herinandro teo, ny fifamindram-pitantana teo amin’ny talem-paritry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa vaovao ao Atsimo Atsinanana, Aina Perle Hortense, sy ny talem-paritra nisolo toerana, Vagnomisy. Tao amin’ny foiben-toeran’ny fitaleavam-paritry ny Fampianarana teknika sy fanofanana arakasa Farafangana no nanaovana izany. Nanome voninahitra ny governoran’ny faritra Atsimo […]

Kaominina Ikongo : Mitohy ny fanadiovana ny tanàna amin’ny asa tanamaro

Ambany ny toerana misy ny kaominin’Ikongo raha mitaha amin’ny kaominina mifanila aminy. Ao anatin’ny tandavanala Fandriana-Vondrozo no misy ny kaominina ka maitso ny tontolo ary misy rotsakorana saika mandavataona. Mando lava ny tanàna ka manamora ny fisian’ ny moka eny amin’ireo lobolobo. Tafiditra amin’ny paikady iadiana amin’ny aretina tazo ny […]

INDRAY MIJERY

Mandray ny atrikasa fialantsasatra ho an’ireo ankanin-jaza hatramin’ny kilasy fahadimy ny « Petit pied », ao Tsarasaotra, ho fanomezana azy ireo ny toerana maoderina miaraka amin’ny efitrano fianarana tsara sy fampianarana ambony. Misy ihany koa ny dihy, lomano, robotika, fitsangatsanganana, atrikasa mahandro. Notanterahina tao amin’ny kianja tomboravo Ambilobe ny 10 […]

Tazomoka mandripaka any Ikongo: Ifarimbonana ny vonjy aina ny mponina

Tonga mivantana ao amin’ ny distrika Ikongo ireo solontenan’ny governemanta. Ahi­tana minisitra efatra izany, toy ny minisitry ny Mponina, Ra­zafinjato Aurélie, ny minisitry ny Atitany, sns. Mifarimbona amin’ny fanohanana ireo mponina any an-toerana mano­loana ny fandripahan’ny valan’ aretina tazomoka izy ireo. Manatanteraka avy hatrany ny fanaraha-maso sy manamafy ireo toromarika […]