Fiaraha-monina

Miandry fanazavana marim-pototra ny rehetra

Lafarinina, menaka, mortadelle, caca pigeon, donuts… Lasa mampatahotra ny olona vokatry ny tsy fahazoana vaovao tena marina sy marim-pototra ary fanazavana mitombina sy maharesy lahatra avy amin’ny tomponandraikitra. Niainga teto Antananarivo ny fanapoizinana ara-tsakafo, niitatra tany Toamasina sy Mahajanga ary tonga any Ambositra sy An­tsirabe… Tsy hay hoe aiza indray […]

Miahy ankizy 116, varira ny 67: mangataka tolo-tanana ny Sekolin’ny jamba ao Farafangana

Miahy ankizy 116, amin’izao fotoana izao, ny Sejafa, izay ahitana zaza varira 67 ho fiarovana ny ain’izy ireo. Manao antso ho an’ny fanjakana sy ny tsara sitrapo ny mpitantana ny sekoly. Satria, tojo olana amin’ny fotodrafitrasa andraisana an-tanana (kilasy mandry) araka ny tokony ho izy sy ny sakafon’ny kilonga beazina […]

Manjaka Tokana: nizara fanomezana ho an’ny ankizy

Telo sosona ny fanamarihana tamin’ity volana jona ity. Voalohany, ny fankalazana ny andro niverenan’ny Faha­le­ovan­tenan’i Madagasikara. Faharoa, ny Volan’ny teny malagasy ary farany ny Iray volan’ny ankizy. Ireo sehatra telo ireo dia mahakasika ny firenena ka tena zava-dehibe, hoy ny mpitsabo amin’ny alalan’ny Sorabe, Manjaka To­kana. Nisafidy ny fokontany Ambohimamory ny […]

Ady amin’ny herisetra amin’ny ankizy: manana andraikitra ny ray aman-dreny sy ny fanjakana

Iharan’ny herisetra ny akamaroan’ny ankizy malagasy eto amin’ny firenena. Manana anjara andraikitra goavana amin’ny ady ny ray aman-dreny sy ny fanjakana. Be loatra ny karazana herisetra mahazo ny ankizy tao anatin’ny volana mey sy jona, raha ny zava-misy eto amin’ny firenena. Anisan’izany ny trangana fanolanana, famonoana ho faty ny ankizy, […]