Manoloana ny tranga fanalan’ireo andian’olona ny filohan’ny Silamo eto Madagasikara (FSM), Absouary Said Arsène, tetsy amin’ny Centre culturel Omar El-Farouk, 67 Ha Antananarivo, afakomaly. Nanao fanambarana ny raiamandreny ara-panahy sy ny filohan’ny Association Islamique any Diego Suarez. Nambaran’izy ireo fa efa olobe sy raiamandreny i Oustaz Absouary Said Arsène. Mpampianatra […]
Fiaraha-monina
Amin’ny sehatry ny asa: Marihina ny andron’ny soro-doza
“Miara-mientana isika ho an’ny filaminana ara-tsaina sy ara-tsosialy eny amin’ny toeram-piasana”. Io ny lohahevitra ifantohan’ny fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny soro-doza sy ny fahasalamana eo amin’ny sehatry ny asa. Nisy ny fidinana ifotony notanterahan’ny minisiteran’ny Asa teny amin’ny orinasa tsy miankina, niarahana tamin’ny Cnaps sy ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ary […]
Taom-pianarana 2025-2026: Manomboka ny fanefana ny vatsim-pianarana
Nankatoavina nandritra ny filankevitry ny minisitra farany teo ny fahazoan-dalana famindram-bola handoavana ireo vatsim-pianarana sivy volana miaraka amin’ny fampitaovana ho an’ireo oniversite enina sy IST telo ary ny oniversite manakaiky vahoaka. Efa namoaka ny tetiandro fandoavana ny vatsim-pianarana ho an’ny doctorant amin’ny taom-pianarana 2025-2026 ny minisiteran’ ny Fampianarana ambaratonga ambony […]
Eny amin’ny hopitaly: Mandrangaranga fitokonana ireo “internes”
Manoloana ny tsy fahazoan’ireo “internes qualifiants” sasany any amin’ny faritra ny tambin-karama ara-potoana, mandrangaranga fitokonana indray izy ireo ho fanairana ny fanjakana. Tsy mbola nisitraka ny tambin-karamany ny any Toliara, Toamasina, Mahajanga ary Fianarantsoa. Efa nahazo ny anjarany kosa ny eto Antananarivo sy Antsiranana. Raha tsy mandray ny volany ireo […]
Tetikasa Mafy : Nohamafisina ny fikarakarana ny AVC
Mitohy anio ny fampiofanana sy fizarana traikefa ho an’ireo mpiasan’ny fahasalamana miandraikitra ny fitsaboana ny fahatapahana na fahatsentsenan’ny lalandra (AVC), toy ny kinésithérapeute, neurologue, anesthésiste réanimateur, orthophoniste, ergothérapeute… eny anivon’ireo hopitaly lehibe. Anisan’izany ny eny amin’ny CHUJRB, CHUJRA, CenHoSoa ary ny CHUAM. Fiaraha-miasa amin’ny ONG Doctors For Madagascar, amin’ny alalan’ny […]




