Fiaraha-monina

Volana janoary: miseho amin’ny endriny maro ny famarinan’olona

Iray volana iadiana amin’ny famarinan’olona ny volana janoary. Miseho amin’ny endrika maro izany. Mitaky ezaka amin’ny ankolafin-kery samihafa ny tolona. Endrika famarinana olona ny fanandevozana an-trano izay mihatra amin’ny mpiasa an-trano tsy afaka miala amin’ny asany, iharan’ny fanararaotana ary zara raha mandray karama na tsy mandray mihitsy aza. Eto Mada­gasikara, […]

Fikambanana GMMAR : nanampy ny traboina tao Manakara

Manoloana ny voina mianjady amin’ny va­hoakan’i Manakara, noho ny rivodoza Alvaro, nitondra izay voatsirambin’ny tanany ny «Groupe Mamijo Miaraka amin’i Andry Ra­joelina» na ny GMMAR. Nisy ny zoma lasa teo, ny asa tagnamaro nataon’ny sampan’ny fikambanana any an-toerana tamin’ny fanadiovana tanàna. «Asa natakalo vary sy menaka no natao. Tokantrano dimapolo […]

Ambatovy : hanofanana tanora ho «soudeur» matihanina

Fandaharanasa handraisan’olona hiofana arakasa amin’ny lalam-piofanana iray ny “Internship program” ato­lotry ny orinasa Ambatovy. Tanjona ny famolavolana olona ho tonga teknisianina mahafehy ny fenitra iraisam-pirenena. Natokana ho an’ny mpianatra nahazo diplaoma ny tolotra ka maniry ny ho lasa Soudeur. Telo taona ny faharetan’ny fiofanana ho an’ireo voafidy : fampitana ny […]