Fiaraha-monina

INDRAY MIJERY

Niarahaba ireo mpianatra ao amin’ny EPP Manakambahiny ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Rajaonarison Sendra Nirina, ho fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny ankizy, ny alatsinainy teo. Nihaino ny fangatahan’ireo ray aman-drenin’ny mpianatra, mpampianatra, ary talen-tsekoly ihany koa ny tenany. Endrika hosoka sy kolikoly eo amin’ny sehatry ny fanabeazana ka mahavoasazy, araka […]

Madagascar 3M: Mila mijoro ny kristianina

Hitondra fampianarana manokana ho an’ireo mpandraharaha eto Madagasikara ny Dr Michael Reeves, izay mpandraharaha matihanina any ivelany sady filohan’ny Union school of theology. Kendrena amin’izany ireo kristianina mpandraharaha eto Madagasikara handray ny fifampizarana. Tanjona ny hahasahiana mijoro sy mitondra fampandrosoana tena izy, tsy misy fanambakana fa manana ny fijery marina […]

Fahasalamana : Zava-dehibe ny fitantanana angon-kevitra

Manampy betsaka amin’ny sehatry ny fahasalamana ny fananana angon-kevitra. Antony hanohanan’i Etazonia ny tetikasa fitantanana izany. Miditra tsikelikely ana­tin’ny fahamatorana eo amin’ny fitantanana angon-kevitra, eo amin’ny sehatry ny fahasalamana, i Madagasikara. Zava-dehibe ny fananana izany amin’ny fanaovana tombana sy vinan’asa eo amin’ity sehatra ity. “Mitondra fanampiana ho an’i Madagasikara izahay […]

Auto-école-CUA : Tokony hamafisina ny kalitaon’ny fampianarana

Manoloana ny goragora sy tandrevaka ataon’ireo mpitondra fiara, nanaitra ny sekoly mampianatra mamily fiarakodia rehetra ny Kaominina Antananarivo Renivohitra mba hanamafy hatrany ny kalitaon’ny fampianarana omena ireo mpianatra. Tsy mijanona amin’ny fahaizana mitondra fiara fotsiny ny fampianarana fa eo koa ny fanabeazana amin’ny andraikitra, ny fanajana lalàna ary ny fifampitsinjovana […]