Amin’ny ankapobeny, nilamina ny roa andro niandohan’ny fanadinam-panjakana BEPC tao anatin’ny faritra Atsinanana na teo aza ny toetry ny andro mamirifiry arahina orana, nandritra ny roa andro. Ny andro voalohany, teo anatrehan’ny solontenam-panjakana no nanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fonosana misy ny laza adina, natao tetsy amin’ny kolejy tsy miankina […]
Fiaraha-monina
Taona 2023-2024 : nivoaka ny tetiandrom-pampianarana
Mizara ho roa volana 5 ihany ny taom-pianarana vaovao 2023-2024. Hanomboka ny 4 septambra izao izany ka tsy hifarana raha tsy ny 28 jona 2024. Nampahafantarin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, omaly, ny tetiandrom-pampianarana ho an’ny taom-pianarana vaovao 2023-2024. Mbola voatazona ny tombana isaky ny roa volana, izay hitsinjara 5. Hanomboka amin’ny 4 […]
INSPC Mahamasina : misokatra ny lalam-piofanana efatra vaovao
Tafiditra ao anatin’ny fanamarihana ny faha-20 taonan’ny Institut National de Santé Publique et Communautaire (INSPC) Mahamasina ny fanitarana ny lalam-piofanana. Hisokatra ny économie de la santé, médecine de travail, ny ingénierie biomédicale ary ny ingénierie informatique médicale. Nanambara izany ny taleny, Hanitriniala Sahondranirina, omaly. Hanofanana manam-pahaizana manokana hikojakoja ny fitaovana […]
Tambazotra vehivavy mpanjono: 8500 ny mpikambana manerana ny Nosy
Mahatratra 8500 ny isan’ny vehivavy mpanjono mivondrona anaty fikambanana manerana ny Nosy. Avy amin’ny faritra Atsimo Andrefana avokoa ny 70 %. Ny volana oktobra 2018 no niorina ny sampana Atsimo Andrefan’ny Tambazotra nasionaly vehivavy mpikirakira harena anaty ranomamy sy ranomasina eto Madagasikara. Ahitana izany ny faritra 13. Tanjona ny hanatsarana […]
Seces- Antananarivo : manome fe-potoana ny fanjakana hatramin’ny zoma
Nivory ny mpikambana ao amin’ny sendikàn’ny mpampianatra mpikaroka ( Seces) , sampana Antananarivo, omaly. Tapaka fa homena hatramin’ny zoma ny fanjakana hijery ny fitakiana Manana telo andro ny fanjakana hamahana ny olan’ny mpampianatra mpikaroka, araka ny fivorian’ny Seces, sampana Antananarivo, omaly. « Mbola ny ampahany kely amin’ny fangatahana voarakitra ao anatin’ny […]





