Tsy nisy ny sekoly tahaka ny ahitana azy ankehitriny. Tsy nisy ny toeram-panandramana isan-karazany. Na ny soratra voarafitry ny alfabeta aza, tsy nisy… Tsy nataon’ny Malagasy ho sakana izany fa niaina sy nampiasa ny nomen-Janahary azy izy. Taona 2025, mbola misy manafangaro ihany ny atao hoe fahaizana sy fahalalana, ny […]
kolon-tsaina
Fandrosoana sy fivoarana : Matahotra ahafantatra tantara ny Malagasy ?
Raha ny fototra no tsy fantatra na tsy hay, sarotra ny handrosoana. Tsy ireo nanovo fahaizana tany amin’ny ambaratonga ambony ihany no mahay izany fa ireo rehetra miaina sy manaraka ary nobeazina tamina lamina voajanahary. Iray amin’ireny ny tantara. Mila hay, mila fantatra, sns, ho fototra hoenti-miainga. Tsy vitsy amin’ny […]
«Ny hirahiram-poko»: Seho fahatsiarovana an’i Vola sy Noro
Fampiaraham-peom-behivavy nanamarika vanim-potoana iray manontolo. Tsy hadino mandrakizay, mbola homem-boninahitra ry Vola sy Noro sy ny talentany. Hisy ny seho ialohavan’ny fifaninanan-kira Vola sy Noro. Efa ela no noketrehina… Namaly ny hetahetan’ireo mpankafy amin’izay ireo mpandimby an’i Vola sy Noro. Hisy ny seho ho fanomezam-boninahitra ireto mpanakanto ireto, ho tsiaro […]
TARATRY ny KANTO
Nodimandry teo amin’ny faha-81 taonany i Jimmy Cliff. Mpanakanto jamaikanina, anisan’ny nanandratra voalohany ny mozika nampiavaka ny fireneny, ary lasa mpankanto malaza iraisam-pirenena nandritra ny taona maro. Vokatry ny aretin-tratra efa an-taonany maro no voalaza fa nitarika ny fahafatesany. Maro ireo hiran’i Jimmy Cliff mitoetra mandrakizay, toy ny “Many Rivers […]
Tontolon’ny literatiora: Tafatsangana ny « Akanga tsara soratra »
Fantatra omaly, fa niorina ara-panjakana ny fikambanana « Akanga tsara soratra » ka any Mahafaly, Vatofotsy Antsirabe, ny misy ny foibeny. Ny tontolon’ny literatiora no iangalian’ireo mpikambana ao aminy, ahitana mpanoratra, poeta, mpihira, mpanao slam, mpikabary, mpilalao tantara, mpanao teatra, sns. Tanjon’izy ireo ny hampitombo hasina ny literatiora malagasy izay maratran’ny fanantontoloana […]




