kolon-tsaina

« Artivisme 2025 » : Ny zavakanto, ho fitaovam-panentanana ny mpiara-belona

Mpanabe ny mpanakanto. Mpanaitra ny fiarahamonina amin’ny loza manambana ihany koa. Izay no tanjona tamin’ ny hetsika « Artivisme 2025 », nampiasain’ireo mpanakanto ny talentany amin’ny adisisika ho an’ny fiarahamonina. «Artivisme», mira fa­na­irana amin’ny ala­lan’ny zavakanto. «Miaraka mandrasa ny fahanginana. Andao hiady amin’ny fanolanana sy ny fifamotorana». Io ny lohahevitra novoizina nandritra ny […]

TARATRY ny KANTO

Hatao rahampitso ilay sehon’ny tarika Olombelo Ricky. Tokony ho natao ny zoma 26 septambra io saingy voatery nahemotra noho ny zava-nitranga teto amin’ny firenena. Tsy niova kosa ny toerana fa etsy amin’ny La City Food Court Ivandry ihany. Hanomboka amin’ny 4 ora tolakandro izany mandra-pisaraka eo. Tsiahivina fa efa lany […]

Soatoavina : Mila omena lanja ny fikarohana

Maro loatra ny fahadisoana mianjady amin’ny kolontsaina sy ny zavakanto malagasy, raha hiverina any amin’ny fototra hanangana zava-baovao hitondra fanovana sy fandrosoana. Mila omena lanja ny fikarohana mba hanitsiana tsikelikely ny mibiloka. Rehefa mety ho sehatra hisian’ny fikarohana momba ny soatoavina malagasy, mila tohanana hahita zava-marim-pototra. Tranga misy ankehitriny ny […]

« La peinture malgache »: Hivoaka any Paris ny bokin’i Hemmerson Andrianetrazafy

Zavakanto afrikanina? Ilay fihaonana lehibe « Also Known As Africa » na ny Akaa no hamakafaka sy haneho bebe kokoa azy io. Anisan’ny hanasongadina izany ny fivoahan’ilay boky « La peinture malgache » nosoratan’i Hemmerson. Hotontosaina anio hatramin’ny 26 oktobra izao ny «Also Known As Africa» na Akaa. Any amin’ny Carreau sy Temple ao […]