Avy hatrany dia namaly ny fanalam-baraka natao azy i Fanja, mpihira ao amin’ny tarika True Direction Life na TDL. Misy miezaka ny hanimba ny lazan’ity mpanakanto ity, amin’ny alalan’ny fanapariahana lainga… Nisesy mihitsy tato ho ato ny fanapariahana horonantsary mamoafady, lazaina fa ana olo-malaza. Lasibatra amin’izany ireo mpanakanto ary tsy […]
kolon-tsaina
TARATRY ny KANTO
Hivoaka ny 5 desambra izao, anatin’ny Tekken 8 i Miary Zo. Izy ilay mpanao haiady vaovao anatin’ity “jeux videos” malaza indrindra ity. Nalaina tamina endrika tovovavy malagasy izy, mahafehy ny haiady sy ny fifandraisana amin’ny zava-boahary, ary maka aingam-panahy avy amin’ireo gidro, sns, izy. Vaovao lehibe ho an’ireo mpankafy ny […]
Miainga any amin’ny fototra: Tsy tokony ho afa-bela intsony ny raiamandreny
Na mandeha miadana aza. Mizotra mankany amin’ny fiovana isan-karazany ny Malagasy. Ao ireo miantehitra amin’ny herin’ny tenany fa misy ny mila fandraisana andraikitra avy amin’ny raiamandreny. Amin’ny ankapobeny, lamina maneran-tany tsy azo ihodivirana no izoran’i Madagasikara. Mandray andraikitra ny tanora. Mitondra ny herim-batany sy ny herin-tsainy ary ny herim-panahiny. Maha […]
« November Rock »: Mivonona ny Rheg & The Gang
« Eto am-panomanana hatrany ny seho, ary tsy mihevitra aloha hatreto hanova ny andro. Vonona anefa hampandefitra ny zava-drehetra izahay, arakaraka ny zava-miseho, ary raha misy andraikitra mifanitsy amin’ny kely fantatray ho an’i Madagasikara dia efa vonona koa izahay, toa izay efa natao hatrizay ». Nambaran’i Rheg, tao amin’ny pejiny Facebook io. […]
Zavakanto ankehitriny: Hitondra avo ny kanto malagasy i Mendrika Ratsima
Ny zavakanto, hatreto, no hany afaka hireharehan’i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Antenaina hampiakatra izany ny fandraisan’anjaran’i Mendrika Ratsima amin’ny “World Culture Festival”. «Reharehako ny hisolo tena ny fireneko, na dia eo aza ireo tsy mety rehetra…», hoy i Mendrika Ratsima. Voaantso handray anjara amin’ilay hetsika “World Culture Festival” any […]




