kolon-tsaina

Manakara : Tafaraka ny samy Tanora Masina

« Tsy mbola nisy tao anatin’ny 34 taona nijoroanay… ». Sambany no hanatanteraka fampisehoana lehibe ao Mana­kara ny Tanora Masina Itaosy. Seho hotanterahina ny ala­hady 10 aogositra izao, manomboka amin’ny 4 ora tolakandro, ao amin’ny FLM Mangarivotra Manakara. Anisan’ny mampiavaka ity fampisehoana ity ny fiarahana sy fifankahitana eo amin’ny Tanora […]

TARATRY ny KANTO

“Manala azy vita bacc”, etsy Antsahamanitra. Anio amin’ny 6 ora hariva ilay fotoana ifanomezana isan-taona. Efa tsy ho an’ireo avy nanala fanadinana intsony, fa ho an’ireo mpankafy ny Olombelo Ricky, tao anatin’izay 34 taona nisian’ny hetsika izay. Toy ny isan-taona, hamerina ireo vanim-potoana feno fahatsiarovana eo amin’ireo mpankafy, amin’ny alalan’ireo […]

Sarimihetsika maimaimpoana : Haseho etsy amin’ny Havoria ny “Tsontsorimamba”

Haseho voalohany etsy amin’ny Havoria Anosy, ny 24 aogositra izao, ilay sarimihetsika “Tsontsorimamba”, iarahana amin’ny Vondrona dian’ny finoana – “VDFI Production-Art Movies”. “Maneho ny fiainana andavanandro sady tena nisy. Mampihomehy, manaitra nefa koa maneho ny finoana sy ny zanakolombelona”, hoy ny mpanoratra ny tantara, Rakemba. Maneho ny fanabeazana nefa koa […]

« Jazz@Tohatohabato »: Voatazona avokoa ireo seho goavana mandritra ny andiany faha-14

Hetsika fanao isan-taona ho fampitiavana sy ho fampivelarana ny tontolon’ny jazz. Ao anatin’ny fotoam-pialantsasatra tahaka izao no hanatontosana izany eto an-dRenivohitr’i Madagasikara… Ny 6 aogositra ka hatramin’ny 10 aogositra no hanatanterahina, eo Analakely sy ny manodidina, ilay hetsika lehibe ho an’ny jazz. Tafiditra ao amin’ny andiany faha-14 ny « Jazz@­Tohatohabato ». Voatazona […]