kolon-tsaina

Mbola maro ny asa miandry: mila mianatra ny mpampianatra teny malagasy

Malagasy mianatra teny malagasy… Satria, tsy nisy nahay tany an-kibon-dreniny. Fa misy koa ny Malagasy manao tsinontsinona ny tenin-drazany fa te ho… Na eo aza ireo rehetra ireo, ilaina ny mpampianatra mahay teny malagasy. Hivalona tsy ho ela ny « Iray volan’ny teny mala­gasy ». Fotoana nanandratana ny hasin’ny teny mala­gasy. Nanatanterahina […]

Hivalona ny volana jona: tsy mahita mangirana ny teny malagasy

Sehatra vitsy kanefa mafonja. Eo amin’ny tontolon’ny fifandraisana sy ny teknôlôjia. Mbola fanjakan’ny teny malagasy diso fanoratra, diso tsipelina… Eo amin’ny fiainana andavanandro. Mbola ny teny vahiny no mampieboebo ny tanora, indrindra fa ny eny an-drenivohitra sy an-tanàn-dehibe… Mbola tena lavitra ny ezaka sy ny asa miandry vao ho tafapaka […]

Tarika Reko Band: hiseho ao amin’ny FJKM Ambavahaditokana

Ho fiderana an’Andriamanitra noho ny fahasoavana narotsany, mikarakara fampisehoana iarahana amin’ny tarika Reko Band ny sampana Mpanazava sy Tily ao amin’ny FJKM Amba­vahaditokana Fanilon’i Kristy, ny alahady 29 jona izao amin’ny 3 ora tolakandro. Hatao ao an-toerana ihany izany. Hoentina hanohanana ny fikambanana sy hanefana ny adidy masina iantsorohan’izy ireo […]