Taratra

Anthony Masblanc : Handray anjara amin’ny fampiroboroboana ny JJB

Ho fampivoarana hatrany ny taranja Jiu-jitsu eto Madagasikara, hisy indray ny seminera karakarain’ny Fe­derasionina malagasin’ny Jiu-jitsu breziliana sy ny klioban’ny Bzarilian Jiu-jitsu Esca. Hotanterahina ny 25 sy ny 26 septambra izao, ao amin’ny Dojo Esca Antanimena ny hetsika. Ilay mpanazatra frantsay, i Anthony Masblanc, no hizara ny traikefany amin’ny Malagasy […]

SOMBIM-BAOVAO

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny fikamba­nan’ny mpanao gazety ara-panatanjahantena eto Madagasikara (UJSM) manoloana ny fanaovan’ny Federasionina malagasin’ny basikety tsinontsinona azy ireo, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Maha­masina, ny faran’ny herinandro teo. Nisy ny fanambarana an-taratasy nataon’ny UJSM manameloka tanteraka ny fihetsika sy fiteny natao tamin’ireo mpanao gazety nanao ny asany teny an-kianja, […]

Barea sy Comores : Hatao any Côte d’Ivoire ny lalao

Nisafidy ny Kianja Stade Felix Houphouet-Boigny, ao Côte d’Ivoire, ry zareo kaomorianina, amin’ny fihaonana amin’ny Barean’i Madagasikara. Lalao miverina tafiditra amin’ny andro faha-9 hifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny “Mondial 2026”, taranja baolina kitra izy io. Ny alarobia 8 oktobra, manomboka amin’ny 7 ora hariva, ora eto Madagasikara, ny lalaon’ny roa tonta. […]

Baolina kitra afrikanina :Hiakatra kianja rahampitso ny Elgeco Plus sy ny AS Fanalamanga

Hotanterahina rahampitso ny lalao mandroson’ny fifanintsanana afrikanina ho an’ireo solontenan’i Madagasikara, Elgeco Plus sy AS Fanalamanga. «Raikitra ary!» Hia­katra kianja ra­hampitso avokoa ireo solontenan’i Madagasika­ra, ny Elgeco plus Analaman­ga sy ny AS Fanalamanga Alaotra Mangoro, amin’ny la­lao mandroso, savaranonando, fifanintsanana afrikanina. Raha eo amin’ny « Ligue des Champions Caf », hifanandrina amin’ny […]

Tafaverina ny omby 17 : Dahalo iray lavon’ny balan’ny zandary tany Ankazobe

Nifandona ny dahalo, andaniny, sy ny zandary sy fokonolona, ankilany, tany Lohotsy, fo­kontany Antsandravolaina, kaominina Fiadanana, ny alin’ny 14 hifoha ny 15 septambra lasa teo. Lasan’ireo olon-dratsy enina mirongo basy tamin’izany ny omby miisa 17 tao amin’ny valan’omby iray. Natao ny fanarahan-dia ary tratra tsy lavitra ny tanàna ny iray […]