« Araraotina avokoa! » Hita taratra ankehitriny fa tsy manana politika entina miady hanoherana ny fitondram-panjakana intsony ny mpanohitra ka ny zava-misy sy ny olana mitranga eto amin’ny firenena sisa ataon’izy ireo ampinga hanakorontanana ny sain’ny vahoaka. Etsy ankilany, ny fitondram-panjakana tsy mitsahatra ny mitady vahaolana amin’ny famahana ny olan’ny jiro sy […]
Taratra
FJKM Ambavahaditokana: Horaisin-tanana ny Mpitandrina mianakavy
Hotanterahina ny alarobia 24 septambra izao, ny fifandraisan-tanana eo amin’ny Mpitandrina Andrianarivo Solondraibe mianakavy sy ny fiangonana FJKM Ambavahaditokana Fanilon’i Kristy. « … Satria irak’i Jehovah, tompon’ny maro, izy », Malakia 2: 7. Io ny teny faneva nosafidiana ho amin’izany fotoan-dehibe izany. Ny Synodam-paritany Antananarivo Andrefana (SPAA10) no mitarika ny fotoana rehetra […]
Fanapotehana fotodrafitrasa tao Ste Marie : Voaheloka sazy mihantona 5 taona ny Sinoa iray sy Malagasy iray
Taorian’ny fotoam-pitsarana ampahibemaso ny 19 aogositra teo, tao amin’ny Sampam-pitsarana ambaratonga voalohany Ste Marie, ny faha-9 septambra teo vao nivoaka ny didy momban’ireo teratany Sinoa roa lahy sy Malagasy dimy. Nosamborina noho ny fanimbana fotodrafitrasa izay vao notokanan’ny Filohan’ny Repoblika ny tapaky ny volana jolay lasa teo, izy ireo. Vokany, […]
INDRAY MIJERY
Manoloana ny voina niseho tany Mananjary, misy ireo malala-tanana tonga nanolotra fanampiana eny amin’ ny BNGRC izay mitantana ny fitsinjarana ireo fanampiana araka ny tokony ho izy. Nisy ny fikambanana tanora nanolo-tanana nanome lelavola. Ao koa ny olon-tsotra manolotra vary 5 gony… Notanterahina tao amin’ny BAEC Ankadivato ny atrikasa fanavaozana […]
Mpianatry ny CEG Ambatomirahavavy – WMG: Nisitraka serviette hygiénique azo sasana
Nizara serviette hygiénique azo sasana teny anivon’ ny CEG Ambatomirahavavy ny fikambanana Wednesday Morning Group (WMG), omaly maraina. Nisitraka izany ireo mpianatra, ankizivavy manodidina ny 250 isa, eny an-toerana. Matetika mijanona tsy mianatra ny ankizivavy rehefa mandeha fadimbolana, raha ny zavatra tsapa. “Ny fahatsapana izany no antony nahatonga ny famoronana […]




