Ny tena zavakanto, tsy lefin’ny vanim-potoana. Azo atao ihany koa ny mampiaraka ny tany aloha amin’ny teknôlôjia ankehitriny. Manamafy ireo ny fampirantiana tanterahin’i Mario Prencipe, eto Madagasikara, nanomboka omaly. «De l’analogique au numérique », fampirantiana tanterahina, ao amin’ny Institut des Arts et des Technologies Avancées (InATA) Ankadivato. Mario Prencipe, mpanakanto manana […]
Taratra
INDRAY MIJERY
Tsioka avy avaratra-andrefana no handrafitra ny toetry ny andro amin’ny ankapobeny ho an’ny tapany avaratry ny Nosy hatramin’ny rahampitso. Tombanana hihamalefaka kosa izany manomboka ny alakamisy makany amin’ny faran’ny herinandro. Hipaka amin’ ny morontsiraka afovoany atsinanan’ny Nosy ny sisan-drahona niaraka tamin’ilay rivodoza Grant anio sy rahampitso. Tombanana hanorana tandrifin-drahona mety […]
Fahasalaman’ny fananahana : Mila resahina malalaka amin’ny tanora
Mbola olana amin’ny fitaizana eto Madagasikara ny fisokafana amin’ny firesahana malalaka momba ny fananahana. Tena ilain’ny tanora anefa izany mba hananany fefy sy miaro tena tsy ho tonga amin’ny vohoka tsy niriana. Eo koa ny hahafantarany ny fanangolena sy fanararaotana ara-pananahana mety handindona azy. Tsy tokony hatao mahamenatra ny firesahana […]
Fampianarana teknika : Maro ireo mahita asa avy hatrany na miasa tena
Nisy ny fanaraha-maso natao tamin’ireo mpiofana nivoaka teo amin’ny rafi-pampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa (ETFP) tamin’ny taona 2023/2024 manerana ny Nosy. Hita araka ny tondromarika fa betsaka ireo tanora no efa miditra eo amin’ny sehatry ny asa na koa mamorona asa ho an’ny tenany. Porofo izany fa mifanaraka amin’ny […]
Herisetra an-tsekoly : Mety hitarika hatramin’ny famoizam-po ho an’ny ankizy
Tsy mora ny iatrehan’ny ankizy sy ny tanora ny karazana herisetra any an-tsekoly. Mety hiafara amin’ny famoizam-po izany rehefa tena mafy ny fanafihana. Nanaitra ny sain’ny ray aman-dreny ny fiparitahan’ny vaovao mahakasika ilay ankizy niharan’ny herisetra an-tsekoly ka tratran’ny fahakiviana ary mahatsiaro ho very hevitra ka tsy mahafantatra ny tokony […]





