Nosantarina ny fiandohan’ny herinandro teo ny taom-pianarana 2025-2026, haharitra hatramin’ny 24 novambra ny roa volana voalohany. Hiroso amin’ny fiatoana kely izany ny 25 novambra ka hatramin’ny 2 desambra ho avy izao. Raha ny EPP eto Antananarivo, 90% ny tahan’ny fidirana any an-tsekoly, ho an’ireo mpianatra tokony ho any an-dakilasy. Samy […]
Taratra
TARATRY ny KANTO
Madagascar Mozarteum tafiditra ao anatin’ny « Dimanche Classique » andiany faha-22. Fampisehoana hotanterahin’i Ianne Karisy Rajesson miaraka amin’ny feo kantony. Hitendry ny piano kosa i Hery Andrianirina. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana hokaloiny amin’izany ny sanganasan’i G. Puccini, J. Massenet, C. Monteverdi, Gershwin… Fampisehoana hotontosaina ny 14 septambra izao, manomboka amin’ny 4 ora […]
« Ikalamara »: Nivoaka ho tantara fihaino ny boky
Ny volana desambra 2024 no nivoaka ny boky « Ikalamara », nosoratan’i Mampianina Randria. Nanana ny lalany taorian’izay ity boky novokarin’ny éditions Karné ity, noho izy mivoy lohahevitra miavaka. Mbola ao anatin’izay lalana izay ihany, nivoaka amin’ny endriny tantara fihaino koa amin’izao ny boky « Ikalamara ». Tsy toy ny tantara an’onjampeo akory, fa […]
Soradihy : Hizara ny «Kanyar » eto i Didier Boutiana
Fifanakalozana eo amin’ireo mpamorona sy mpandihy ny fandaharanasa « Pulse ». Tafiditra ao anatin’izay ny fandalovan’i Didier Boutiana eto, hanolotra ny soradihy « Kanyar », ny sabotsy 13 septembra izao, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro, etsy amin’ny IFM Analakely. Ao anatin’ny hiran’i Labelle sy Maya Kamaty no hizaran’i Didier Boutiana ny hafatra voizin’ny « Kanuar ». Teratany […]
Fomba amam-panao: Nanjary fisehosehoana no betsaka amin’ny famadihana
Mbola ao anatin’ny fanatanterahina ny famadihan-drazana ny Malagasy. Na nihena aza ny isa, ny fomba tsy nasiam-panovana. Fa ny fisainana no mety mivaona any amin’ny tsy izy ? Isaky ny 3 na 5 na 7 taona no mamadi-drazana ny Malagasy indrindra fa ny eto Imerina sy ny manodidina. Hevi-dalina sy fomba […]




