Taratra

Fanafihana mitam-piadiana: Maty voatifitra i Voambàna Ndremory

Araka ny efa notaterina teto matetika, itrangana fanafi­hana mitam-piadiana ny fokontany maro ao Toamasina, toy ny ao Depôt fahefatra sy ny ao Tanamakoa. Tamin’ity farany rahateo no nahitana tokantranona mpanao gazety voatafika sy voaromba fitaovana maro, tsy ela akory izay. Araka izany, ny alin’ny alatsinainy hifoha ny talata teo, nirefodrefotra […]

Fampivoarana ny fahaiza-manao: Nampivondrona ireo tanora sahirana ny Daholo

Nikarakara izany ny fi­kambanana Daholo. Teo koa ireo mpianatra Master 1 avy amin’ny sam­pana « Socio-management du developpement rurale ». Nampita ny fahaiza-manaony ho amin’ny fampivoarana azy ireo ny avy amin’ity fikambanana ity. Nijoro vavolombelona ireo tanora avy amin’ny faritra iva ireo fa azo atao tsara ny mivoatra eo amin’ny […]

INDRAY MIJERY

Nandray ny solontenan’ny Fonds malgache de formation professionnelle (FMFP) tarihin’ny tale jeneraliny, Andriambololona Pierre Raoelina, ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, ny fiandohan’ny herinandro teo. Tanjona ny hanamafisana ny fiaraha-miasa, indrindra eo amin’ny fanofanana arakasa sy ny fananganana paikady vaovao hamaliana ny tinady mifanaraka amin’ny tsenan’ny asa. […]

Aretina alzheimer : Ilaina ny fanaovana fitiliana ireo hambana

Manatanteraka fitiliana mai­maimpoana ny aretina alzheimer ny fikambanana Masoandro Mody eny Maha­zoarivo, ny sabotsy 20 septambra. Tsy natao ho an’ny zokiolona irery fa ho an’ny rehetra maniry hisoroka ny tranga mandrisika ny fitiliana. Misy ny fitiliana ny fitadidiana, tosidra, diabeta, IMC… Hahazo torolalana amin’ny dingana tokony atao raha sendra misy […]

Fidiran’ny mpianatra : Mila ampitomboina ny fahamailoana

Ao anatin’ny fiverenan’ny mpianatra an-tsekoly isika izao. Fotoana maha betsaka ny fivezivezena indrindra ny ankizy sy tanora. Mila mampitombo fahamailoana eny an-dalana ary manome torohevitra amin’ny aro lozan’ny fifamovoizana ny antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety. Ireo ray aman-dreny fa indrindra ireo mpanampy manatitra sy mpaka mpianatra dia tokony hitantana ny […]