Taratra

VAOVAO TAMBATRA

Tsy mbola mandeha ny asa fanamafisana ireo tetezana miisa 13 amin’ny lalam-pirenena faha-2. Asa entina hitaterana ireo milina miisa 7, izay mi­lanja 60 hatramin’ny 70 taonina ny iray, hampandehanana ny toby vaovao eny Ambohimanambola, mamokatra 105 MW. Efa nisy ny fandaharam-potoana napetraky ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo, saingy tsy […]

Foara FIA sy FIG: Fampirantiana lehibe nahasarika mpitsidika maro

Nifarana tamin’ny endrika miavaka ny « Foire internationale de l’agriculture, de l’élevage et de la pêche (FIA) » andiany faha-7, izay natao ni­araka tamin’ny « Festival in­ternational de la gastronomie (FIG) », tao amin’ny CCI Ivato. Naharitra efatr’andro ny hetsika ary nahasarika olona an’arivony maro izany. Araka ny tatitra nataon’ny mpikarakara, MadaVision, tena nahomby […]

Orange Madagascar : Manohana ny fidiran’ ny mpianatra

Ho fanamarihana ny fidiran’ny mpianatra, nanamafy ny fiaraha-miasa amin’ny mpaninjara mpiara-dia aminy manerana ny Nosy, ny Orange Madagascar. Araka ny fanazavana azo tamin’izy ireo, omaly, natao ho fankasitrahana ny anjara toeran’ny mpaninjara amin’ny fifandraisana akaiky amin’ny mpanjifa sy ho fanohanana ny ankohonana amin’izao fotoana manan-danja izao izany. Noho izany, nisy […]

Fahatapahan-jiro eto Antananarivo : “Ho sarotsarotra ity taona ity…”, hoy ny Jirama

Manamafy ny fahasarotana amin’ny fatapahan-jiro eto an-drenivohitra ny orinasa Jirama, omaly. Manaitra sahady ny rehetra izy ireo mba hivonona hiatrika izany, ary mampanantena fa hilamina ny toe-draharaha amin’ny taona ho avy. Namoaka fanambarana tao amin’ny pejiny ny ori­nasa Jirama, omaly. Ni­songadina, tamin’izany, ny hoe: “Mivonona isika fa ho sa­rotsarotra ity […]

Chine: Foibe herinaratra avy amin’ny masoandro lehibe indrindra maneran-tany

Nanomboka niasa tamin’ny jona 2024 ny foibe famokarana herinaratra avy amin’ny masoandro, manana tanjaka 3,5 GW any Chine. Fotodrafitrasa lehibe indrindra maneran-tany. Miorina any Urumqi, any amin’ny tapany andrefan’i Chine, napetraka amina velaran-tany 133,518 km2 ny takelaka misarika ny herin’ny masoandro, mitovitovy amin’ny haben’ny antsasaky ny tanànan’i New York any […]