Taratra

SOMBIM-BAOVAO

Manana solontena mirahalahy i Madagasi­kara amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, ta­ranja Judo, eo amin’ny sokajy Kata Junior sy Senior, izay tontosaina any Maorisy. Rasoahoby Dody Avana Fitahiana sy Rakotomihanta Andrianam­boninolona Manjaka no miaro ny voninahi-pirenena amin’izany. Nanomboka omaly, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondaka nasionaly N1A, lahy […]

Fankasitrahana ny vokatry ny Chan : Niara-nisakafo tamin’ny minisitra ny Barea

Maro ireo olona maneho fisaorana ho an’ny mpilalaon’ny Barean’i Madagasikara, izay niatrika ny “Chan 2024” teo. Noho ny vokatra tsara azon’izy ireo, nasain’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Moustapha Abdulah Marson, naira-nisakafo taminy, teny amin’ny toeram-pisakafoana Haka Fy Restaurant, Andohalo, ny Barea, omaly. Voninahitra ho an’ity toeram-pisakafoana ity […]

Tsipy kanetibe : Tsy afa-bela tamin’i Italie ny Malagasy

Notanterahina omaly, ny dingana fahafito farany, mialoha ny Final four, amin’ny Masters, taranja tsipy kanetibe. Nam­piantrano izany ny Levallois-Peret France. Nihintsana teo amin’ ny dingana ampahefa-dalana ny Malagasy, nahitana an’i Zigle sy i Tianakely ary i Yves. Resin’Italie, tamin’ny isa 13 no ho 9. Tsy mbola afa-bela tamin’Italie indray ny […]