Taratra

PFL – Disciples Fc : Any amin’ny manasa-dalana ny tongotra ilany

Efa tafita any amin’ny dingana manaraka ny tongotra ilan’ny Disciples Fc Vakinankaratra. Lavon’izy ireo tamin’ny isa  4 no ho 0 ny Fosa Juniors Fc Boeny, omaly, tao amin’ny kianja Rabemananjara Mahajanga. Fihaonana izay tafiditra anatin’ny lalao mandroson’ny ampahefa-dalan’ny Pureplay Football League (PFL). Raha hiverenana ny fihaonana teny an-toerana, nanindry tanteraka […]

INDRAY MIJERY

Niampy oniversite efatra no mandray ny fanadinana bakalorea amin’ity taona ity : Vakinankaratra, Itasy, Analanjirofo ary Sava miaraka amin’ireo oniversite lehibe enina. Efa mikarakara manontolo ny bakalorea izy ireo manomboka izao. Teto Antananarivo hatrany no mikarakara ny taratasy rehetra momba ny bakalorea ho an’ny faritra Vakinankaratra teo aloha. Manana mpiadina […]

Hisitrahan’ny tokantrano toeram-pivoahana : Vokarina eto Madagasikara ny Sato Pan

Nampahafantarina ny herinandro lasa teo, ny fanamboarana fitaovana ampiasaina amin’ny toeram-pivoahana Sato Pan vita eto Mada­gasikara. Iarahana amin’ny sehatra tsy miankina Sato ratsan’ny orinasa japoney LIXIL sy ny orinasa SMTP an’ny vondrona Inviso izany. Fitao­vana vita amin’ny akora plastika. Azon’ny tokantrano ampiasaina ary efa amidy eto Antananarivo, Antsirabe, Am­bo­sitra ny […]

Fitsaboana any ivelany: Mahasarika ny Malagasy ny fanovam-batana

Mahatratra 73 isan-taona ny olona manatona ny hopital « Royal Green » atsy amin’ny nosy Maorisy. Manana manampahaizana manokana amin’ny fandidina samihafa ity hopitaly ity. Anisan’ireo tolotra omeny sy mahasarika ny Malagasy ny fandidiana sy ny fanatsarana ny bika aman’endrika. Sokajiana ao anatin’izay ny fampitoboana ny nono, ny tsindrona « botox », fanalana tavy […]

Bakalorea eto Antananarivo – taranja lomano: Mpiadina 296 niatrika adina ara-panatanjahantena

Nosantarina ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny dobo filomanosana olimpika ANS Ampefiloha, ny adina ara-panatanjahantena taranja lomano ho an’ny bakalorea 2026 eto Antananarivo. Manana mpiadina 62 005 Antananarivo amin’ny fanadinana bakalorea 2026 ary nitombo 4% ny taha raha oharina ny tamin’ny taon-dasa. Naha­tratra 296 ireo mpiadina ho an’ny taranja lomano ka 163 […]