Taratra

Mission économique Canada: Miara-miasa ny Cancham sy ny FinTech

Vita sonia ny alarobia teo ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Antenimieran’ny varotra sy ny fiaraha-miasa Kanada-Madagasikara (Canc­ham) ary ny FinTech sy ny Vanilla Pay International. Tan­jona ny hanamora ny fandoavam-bola sy hahafahan’ny orinasa malagasy miditra amin’­ ny tsena kanadianina. Hisi­traka izany voalohany ireo mpandraharaha handray an­jara amin’ny Mission économique et commerciale […]

VAOVAO TAMBATRA

Ahemotra amin’ny talata 1 septambra, amin’ ny 7 ora maraina, ka hatramin’ny alarobia 2 septambra amin’ny 7 ora hariva, ny fanapahan-dalana mahaka­sika ny fametrahana ny tetezamby (pont bailey) eo amin’ny tetezana Berivotra RN4, PK 520+10. Tsy misy ny lalam-piviliana azo ampiasaina mandritra ny fanatanterahana ny asa. Iangaviana ny mpampiasa lalana […]

Cacao malagasy : Misandratra eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena

Tsara toerana amin’ny kalitao maneran-tany ny cacao malagasy. Nosokajian’ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny cacao (ICCO) ho 100% manana tsiro sy hanitra miavaka izy ary manan-danja eo amin’ny sehatry ny fanondranana. Vita sonia, omaly, tetsy Antaninarenina ny fifanarahana stratejika iraisam-pirenena momba ity vokatra ity. Tanjona ny hanamafisana ny fiaraha-miasa sy hampiroboroboana […]

Pr Ratsimbazafy Jonah : Notolorana « Grand Officier de l’Ordre National »

Tsapan’ny fanjakana ny zava-bitan’ireo oloben’ny tontolo iainana eto amintsika. Izany no nahatonga ny teratany malagasy, Pr Ratsimbazafy Jonah sy ny teratany vahiny roa notolorana mariboninahi-pirenena, omaly. Rariny sy hitsiny raha omena lanja ny olona sy mpisehatra nahavita ezaka lehibe ho an’ny fire­nena. Notontosaina omaly, teny amin’ny Lapan-panja­kana Ia­voloha, ny lanonana […]

FANTINA sy FINTINA

Dingana tsara ny fikaonandoham-pirenena, saingy tsy nahavaha ny krizy politika ny fikaonandoham-pirenena natao teto Madagasikara hatramin’izay, araka ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny Fahefa-mividy no ilain’ny Malagasy (FMI), Ratsietison Jean Jacques. Efa nisy fanapahan-kevitra voaomana mialoha ha­trany. Irariana mba tsy hitovy amin’izany izay hatao amin’­ izao, ary tokony ho voasolo tena amin’izany […]