Taratra

Fampiasana ny fototra : Mbola maro ny menatra mividy raokandro

Raokandro, anisan’ny ananan’ny Malagasy fahalalana maro. Amin’ny ankapobeny, mifototra amin’ny famahana olana tahaka ny aretina ny fam­piasana azy. Rehefa na­hazo vahana ny fampiasana ny ody na fanafody nentin’ny vahiny. Nahazo laka teto Madagasi­kara ireo karazam-pivavahana nampidirin-dry zareo… Niala tsikelikely tamin’ny fampiasana ny raokandro ny Malagasy. « Tsy azo lazaina ho vitsy, […]

North & Center : 30 taona tanaty rap gasy

Anisan’ireo zokiny indrindra. Feno 30 taona amin’ity mantsy no nisian’ny tarika North & Center, izay anisan’ireo nivoy ny Rap gasy nohiraina ihany koa tany amin’ny taona 1995. Homarihina amina seho goavana izany, izay hotontosaina ny 5 oktobra izao, ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Maha­masina. Nisy ny fampahafantarana omaly, izay nizaran’ny tarika […]

Tarika Rebika : Nijanona any Frantsa ka tsy anaty tarika intsony i Tonton Pà !

Efa tsinjotsinjo ihany… Omaly kosa vao nanao fanambarana ofisialy ny tarika Rebika, fa nijanona any ivelany i Tonton Pà, ary tsy mpikambana ao intsony. Samy hanana ny lalany ny roa tonta. «Izahay tarika Rebika dia maneho fialan-tsiny tamin’ ireo resabe izay nampisavorovoro ny sain’ny mpankafy ny momba an-dRakoto Patrick (Tonton […]

VAOVAO TAMBATRA

Mihamafy ny delestazy eto an-dRenivohitra, izay maharitra adiny telo, ary indroa miatoana. Misy ny tapaka vao maraina amin’ny 5 ora hatramin’ny 8 ora, ary misy ny tapaka amin’ny hariva amin’ny 5 ora hatramin’ny 8 ora alina. Misy koa ny fahatapahana amin’ny alina. Heverina fa mbola hihamafy ny delestazy satria tonga […]