Taratra

«Cours MA-Arbitres élites»: Nahavita fiofanana ireo mpitsara matihanina

Notontosaina tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny 19 ka hatramin’ny 23 aogositra lasa teo, ny fiofanana ho an’ireo mpitsara baolina kitra matihanina «Cours MA-Arbit­res élites». Nitarika izany ireo ma­nam-pahaizana avy amin’ ny Federasionina iraisam-pirenena (Fifa), i Efong Nzolo Jerome (instructeur techni­que) sy i Ayemo Ananh Jeanne (instructrice physique) ary i […]

Pancrace-“Grand Combat de défi”: Nisongadina ny klioban’ ny Tsca

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny fifaninanana “Grand Combat de défi”, taranja Pancrace. Nisongadina ny klioban’ny Tasc izay nahazo ny fandresena betsaka indrindra nandritra izany. Raha hiverenana ny vokatra, fandresena 8 no azon’ity ekipa ity teo amin’ny Classe A: -77kg, -61kg, -56kg, ny teo amin’ny […]

« CHAN 2025 »: Vonona hanoratra tantara vaovao ny Barea

Hifantoka any Tanzanie avokoa ny sain’ny mpitia fanatanjahantena rehetra, indrindra fa ny mpankafy baolina kitra, anio. Ho fantatra eo mantsy izay hiatrika ny famaranana amin’ny “Chan 2025”. Hiady izany tapakila izany ny Barea. Vonona hanoratra tantara vaovao. Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianja Benjamin Mkapa Stadium Tan­zanie, manomboka amin’ny 5 ora […]

VAOVAO TAMBATRA

Namoaka fanambarana ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanambola (MEF), manoloana ny filazana fa misy mandrahona ny mpanao gazety Gaëlle Borgia. Nohazavainy, fa tsy mpiasa velively ao amin’ny MEF i Rajaonarivelo Philippe amin’io fotoana anoratany ny fandrahonana io. Koa, tsy tomponandraikitra amin’ny teny na fihetsiny ny MEF. Mitohy ny fampiofanana mahakasika […]