Taratra

Harena an-kibon’ny tany: Nadika amin’ny teny anglisy sy sinoa ny lalàna

Miditra amin’ny tontolo niomerika ny sehatry ny harena ambanin’ny tany. Misy ny pejy site web ho an’ny rafitra Eiti, ary voadika amin’ny teny anglisy sy sinoa ny lalàna vaovao. Manohana ny fampiroboroboana ny niomerika ny masoivoho amerikanina eto amintsika. Nam­pa­hafantarina, omaly, teny amin’ny MBC Ivato, ny pejy site web an’ny […]

INDRAY MIJERY

 Nanao hetsika marolafy ireo fiarahamonim-pirenena ho fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy afrikanina-taona 2025. Manatanteraka hetsika maro samihafa ihany koa ireo Fitalevam-paritry ny Mponina sy ny firaisan-kina miisa 23 ho fampahaleovan-tenan’ny vehivavy rehetra.  Namarana ny «Mois des universités en dialogue», andiany voalohany, tao amin’ny Oniversiten’Anta­na­narivo ny minisitra Chaminah Loulla. […]

« Salon de la recherche », andiany fahafito: Itondrana vahaolana maharitra ho an’ny firenena

Hotanterahina eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo, ny 7 sy 8 aogositra izao, ny «Sa­lon de la recherche au service de l’économie et de l’emploi» (SREE). Andiany fahafito ny hetsika, nampitondraina ny lohahevitra : “Ensemble pour la recherche au service de développement durable”. “Tanjona ny hampitana ny asa fikarohana mba hitondra anjara biriky […]

« Mois des universités en dialogue »: Hanamafisana ny fifampiresahana eo amin’ ny mpianatra, mpampianatra, mpikaroka,

Napetraky ny filoham-pirenena ho ivon’ny fanavaozana nasionaly ny fanabeazana sy ny fanatsarana ny rafi-pampianarana, manomboka amin’ny fototra ka hatrany amin’ny ambaratonga ambony. Ho fanatanterahana iza­ny, nikarakara hetsika «Mois des universités en dialogue» ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, tarihin’ny minisitra, Pr Chaminah Loulla. Nandritra ny iray volana no […]