Vahaolana antonon’ezaka amin’ny fisorohana ny tsy fahampiana singa mpamelona ny fanovonantsoa ny sakafo. Ny fihinanana sakafo miovaova sy maro loko nefa no tena vahaolana maharitra sy mahomby. Mifameno ny asan’ireo singa ireo. Fanovonantsoa sakafo dia fomba iray isorohana ny tsy fahampiana singa mpamelona amin’ny vatan’ny olona ka ny sakafo tena […]
Taratra
TARATRY ny KANTO
Fifaninanana “Tafan-gilita”. Hotontosaina anio, manomboka amin’ny 9 ora maraina, ny “Prime 3” amin’ity fifaninanana tendry gitara ity. Hiova toerana izany, satria hatao ankalamanjana, eny amin’ny Kianja Maitso Analamahitsy. Mba hizaran’ireo mpifaninana sahady ny karazan-tsehatra no antony, no hahafahan’ireo mpanotrona mba manohana bebe kokoa ireo mpifaninana ihany koa. Hizara ny traikefany […]
Opération Bokiko : Hisy atrikasa ho an’ireo te hanoratra boky
Maro ny manan-talenta amin’ny asa soratra. Tsy ny rehetra anefa no nahavita mamoaka izany ho boky. Ho fanampiana ireo manam-paniriana hamoaka ny asa sorany ho boky, mikarakara andiana atrikasa ho azy ireo ny Opération Bokiko. Hotontosaina anio ny atrikasa voalohany, manomboka amin’ny 2 ora, eny amin’ny Cités des Cultures Antaninarenina. […]
Seho « Fahasoavanao »: Dimy taona ny Mihir’all for Jesus
Taona 2020 – 2025. Feno dimy taona ny tarika Mihir’all for Jesus. Ho fanamarihana io vanim-potoana io, hiaka-tsehatra haneho ny “Fahasoavanao” ry zareo. Seho ara-pilazantsara tanterahina anio sabotsy 2 aogositra, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro, ao amin’ny Hôtel Astauria Antanimena. Hetsika natao maimaimpoana ho an’ny rehetra tsy ankanavaka. […]
Hita maneran-tany: Mivelatra fa very hasina ny zavakanto
Mampivanaka… Mahazendana… Indraindray aza tsy takatry ny saina ny zavatra hitan’ny maso eo amin’ny tontolon’ny zavakanto maneran-tany. Fivelarana tsy misy tahaka izany. Saingy tsapa fa misy tsy fahampiana ao anatiny… Hosodoko, tsy misy ho kianina. Sokitra, tsy misy tomika… Hira, ao anatina zavamaneno iray ny feo rehetra. Olona tokana ihany […]




