Nivoaka ny lalàna vaovao mifehy ny tsena karbôna, araka ny didim-panjakana lah.2025-626. Voakasik’izany ny fitantanana sy ny fivarotana eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Milaza ity lalàna vaovao ity, fa « manan-jo handray anjara amin’ny fampihenana ny fiparitahan’ny entona karbôna ny olona na orinasa an’ny fanjakana na tsy miankina eto an-toerana na vahiny. […]
Taratra
Filana andavanandro : Tafakatra 5 000 Ar ny kilaon’ny lafarinina
Mandalo fahasahiranana ny entana ilaina eo amin’ny fiainana andavanandro. Niaka-bidy ny lafarinina sy ny sira. Anisan’ireo entana eny am-pivarotana tena betsaka mampiasa, indrindra ho an’ireo olona tia mahandro sy manendy, ny lafarinina. Tsy mitombina tsara ny vidin’izy io, araka ny fanadihadiana natao teny amin’ireo tsena eny Isotry, omaly. Misy amin’izy […]
TARATRY ny KANTO
Hiray sehatra indray ny tarika Kiaka sy ny tarika Green. Manome fotoana ireo mpankafy ny « cabaret rock » izy ireo ny sabotsy 26 jolay izao, manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina, eny amin’ny Nombantsoa, By-Pass. Fiarahana efa ela no nisy ny an’ny tarika roa tonta, izay efa samy zokiny ao […]
« America’s next top hit maker » 2025 : Tafakatra amin’ny manasa-dalana i Mikahely
50 000 isa ireo mpanakanto nifaninanana maneran-tany. Miditra amin’ny dingana manasa-dalana amin’izao fotoana ilay fifaninanana « America’s Next Top Hit Maker 2025», any Etazonia. Anisan’ireo mpanakanto voafantina handray anjara i Mikahely (Mika sy Davis), ary izy irery ihany no Malagasy ao. Tafavoaka ny dingana ampahefa-dalana izy ny faran’ ny herinandro teo, […]
25 taona ny Avoko Production : Hamoaka sarimihetsika matihanina « Ainga Shot »
Hosokafana amin’ity taona ity ny faha-25 taona niorenan’ny trano mpamokatra sarimihetsika Avoko Production, eo ambany fitantanan’ny Grand Maître Rakotoarijaona Avoko. Raha ny tokony ho izy, ny taona 2026 vao tena feno ny 25 taona, saingy hatomboka dieny izao ny fankalazana, araka ny nambaran’ny filoha Tale jeneraly. Famokarana sarimihetsika matihanina mitondra […]




