Taratra

ENS Toamasina : Manofana ho mpanabe sy mpiasam-panjakana amin’ny sehatra marolafy

Sekolim-panjakana ny ENS Toamasina toy ny any amin’ny oniversite hafa. Eo ambany fiahian’ny fanjakana ary manofana ho mpiasam-panjakana hiantsehatra amin’ny sehatra marolafy. Mamo­lavola manampahaizana hiantsehatra any amin’ireo minisitera samihafa ka anisan’ny tsinjovina ma­nokana ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Toeram-panofanana ho mpampianatra sy ho mpanabe ny Ecole Nor­male. Niandoha tamin’ny fanofanana ireo ho […]

TARATRY ny KANTO

« Kôzy tolo-tanana », etsy amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo. Hatao ny alahady 6 Jolay izao ity hetsika fanehoana firaisankinan’ny mpanakanto ity, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Hifandimby an-tsehatra mandritra izany ry Silo, Olo Blacky, Jah Roots, Naday, Rebl & H Man, sns. Ny Jamerla Koonaktion no mikarakara ny hetsika. Ady hiragasy goavana, […]

Soatoavina malagasy : Mitady ho very hasina ny anti-panahy

Fandrosoana ? Fanara­hana ny toetrandro sy ny rivotra mitsoka maneran-tany?… Saika tsy manalavitra ireo ny valinteny rehefa manontany momba ny fahaverezan-kasin’ireo antim-panahy. Teo amin’ny soatoavina malagasy. Io sokajin-taona io no azo antoka indrindra ao anatin’ny fiarahamonina sady filan-kevitra, mananatra, mitahiry ny tadidy vava sy ny lovan-tsofina, mitarika eo amin’ny tontolo ara-panahy […]

Asasoratra : Tsy manaraka ny zava-misy intsony ?

Talohan’ny taona niverenan’ny fahaleovantenam-pirenena. Niboiboika ireo asasoratra (asa soratra) mitaky an-kolaka na mivantana ny fahafahan’i Madagasikara. Teo anelanelan’ny taona 1960 ka hatramin’ny taona 1972, nifanaretsaka ny asasoratra mampirisika ny Malagasy hitaky ny hiainana ny maha Malagasy azy. Satria, mbola mahatsiaro fa afaka amin’ny ampahany. Mbola nahatsapa fa natao an-jorom-bala tamin’ny […]

Ambatomena Fianarantsoa : Nahazo Coliseum mahazaka mpijery 30 000 isa

Faharoa eto Madagasikara. Toerana fanaovan-danonana lehibe indrindra ao Matsiatra Ambony ny Coliseum ao Ambatomena. «Akory aby ». Hira nentin’ny tarika Jedy teny an-tsehatra no niarahabana ny rehetra tonga tao amin’ny Coli­seum vaovao tao Amba­to­mena Fianarantsoa, omaly. Fotoana nidiran’ny filoham-pirenena Rajoelina Andry tao amin’ity toeram-pilanonana goavana indrindra ao amin’ny faritra Matsiatra Ambony […]