Zazakely vao iray volana monja, namoy ny ainy omaly, rehefa nanaraka fitsaboana teny amin’ny hopitaly tao anatin’ny herinandro. Sempotry ny entona mandatsa-dranomaso nalefan’ny zandary tao an-tranony teny Tanjombato ny zoma 26 septambra lasa teo io zaza io. Nentina nihazo ny hopitaly izy saingy izao tsy tana izao ny ainy, raha […]
Taratra
Ambodiafontsy : Raim-pianakaviana iray maty navadiky ny fiara
Namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy tetsy amin’ny lalam-pirenena voalohany, ny raim-pianakaviana iray afakomaly alina tamin’ny 8 ora latsaka fahefany. Nitranga teo amin’ ny PK 10 + 100 digue Ambodiafontsy, kaominina Ampitatafika, distrikan’Antananarivo Atsimondrano ny loza. Fiara 206, marika Peugeot, avy any Fenoarivo hihazo an’Antananarivo io niharan-doza io. […]
Ambohidrapeto : Telo lahy mpandroba taxi-moto voasambotra
Tratra teny Ambohidrapeto niaraka tamin’ny saron-tava sy moto fampiasany manao asa ratsy ny telo lahy mpandroba taxi-moto, afakomaly. Norebireben’ny telo lahy ny mpanao taxi moto iray ka nanaiky hitondra olona hihazo an’Ambohidrapeto. Mitetina 15 000 Ar no nofanarahan’izy ireo ho saran-dalana. Nanaraka tamin’ny moto hafa ireo roa lahy naman’ilay nentina […]
Fidinana an-dalambe: Hitohy anio ny hetsiky ny Gen Z, olona telo naratra
Miditra amin’ny herinandro faharoa ny fidinana an-dalambe ataon’ny Gen Z. Mitohy ny fifanjevoana amin’izy ireo sy ny mpitandro filaminana. Vokany, olona telo naratra tamin’ny sabotsy. Nanohy ny fidinana an-dalambe ny tanora avy amin’ny Gen Z teto an-drenivohitra, afakomaly. Mihamafy hatrany ny fifandonana teo amin’ny mpanao fihetsiketsehana sy ny mpitandro filaminana. […]
Tsy misy iray isan-trano akory : Mbola tsy manan-danja ny hosodoko
Na tsy maro tahaka ny mpanakanto eo amin’ny tontolon’ny hira aza ny mpanao sary hosodoko eto Madagasikara. Mahasarika ny zaza sy ny ankizy ary ny tanora any am-pianarana ny mianatra azy ity. Tsy vitsy rahateo ireo sekoly mampiditra ny taranja hosodoko hoenti-mampitombo ny fanabeazana maha olona ao aminy. … Hatramin’izao, […]





