Vonona ho amin’ny fananganana tanàna vaovao ry zareo Ejypsianina. Noraisin’ny minisitry ny Fanajariana ny tany sy ny raharahan-tany , ny Jly Lilyson René de Rolland, tetsy Anosy, ny masoivohon’i Ejypta, Rabab Said Abdou Abdelhadi. Voaresaka fa hiantoka ny vola sy ny fanatanterahana ireo hanao ny tetikasa ka tsy hisy ny […]
Taratra
Fikaroham-bahaolana: Vonona hiroso amin’ny dinika politika ny RPSD
Naneho ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ny eo anivon’ny antoko RPSD. Nambaran’ny filoha nasionaly, Andriantsizehena Benja Urbain, fa manohana tanteraka izao fitondrana izao izy ireo. « Ankasitrahinay ny ezaka tanterahin’ny Fanavaozana ny Repoblika, tarihin’ny filoha, ny Kly Randrianirina Michaël. Tohananay ny firosoana ho any amin’ny dinika politika ho fikaroham-bahaolana eto amin’ny […]
Mpitondra mahalala vahoaka
Ny mpitondra no manjaka dia ny vahoaka. Ny vahoaka no antom-pisian’ny fitondram-panjakana. Tsy mety ho marin-toerana sy maharitra eo amin’ny toerany sy ny fahefany ny mpitondra, raha vao ratsy, toerana, amin’ny ny vahoaka. Araka izay hetahetam-bahoaka ve, ohatra, ny ataon’ny mpitondra? Na sanatria fiarovan-toerana fotsiny, na famalifaliana vahoaka, na […]
Ceni : “Azo tanterahina ny jolay 2027 ny fifidianana voalohany”
Tsy niandry ela. Namaly avy hatrany ny nambaran’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michael avy hatrany ny eo anivon’ny Ceni, momba ny fifidianana. “Araka ny efa nambara hatramin’izay, ny 25 avrily 2027 no hofaranana tanteraka ny fanavaozana manontolo ny lisi-pifidianana. Vonona tanteraka ny lisi-pifidianana vaovao manomboka ny faran’ny volana avrily 2027. […]
INDRAY MIJERY
Fanintelony nifaninana hisitraka ny vatsim-pianarana “The Fulbrighte Foreign Student Program” i Toavina Mahasetra fa izay izy vao voaray. Hanohy ny fianarana ambony any amin’ny Rice University, any Houston, Texas, ny tenany. Manomboka amin’ity volana ity izy no hanao fikarohana momba ny fomba famokarana maharitra sy fananganana fotodrafitrasa indostrialy matanjaka. Nivoaka […]





