Nanatanteraka atrikasa tany Fianarantsoa ny Vovonan’ny Firaisamonim-pirenena. Ho fanomanana ny fihaonambe na « Convention Nationale n°4 », hotanterahina ny volana novambra ho avy izao. Notanterahana tao Fianarantsoa, nandritra ny roa andro, tamin’ity herinandro ity, ny atrikasa fanombanana, fanaingana, sy fanamafisana ny rafitry ny Plate-forme nationale des organisations de la société civile de […]
Taratra
TARATRY ny KANTO
Rija, Luk ary Mahery, etsy amin’ny Piment Café Behoririka. Fiarahana efa nanomboka ela dia ela ary mitohy hatramin’izao ny azy telo mirahalahy. Angamba tao amin’ny Piment Café ny seho betsaka indrindra hatramin’izay, ary mbola hiverina ao izy ireo, anio, manomboka amin’ny 8 ora alina. Ankoatra ny sanganasany, fanaon’izy telo mirahalahy […]
Fitaovana maoderina: Miha manalavitra ny aingam-panahy
Tany tatsinanana. Tafiditra ao anatin’io fanasokajiana io i Madagasikara raha eo amin’ ny tontolon’ny kolontsaina ankapobeny. Havanana kokoa amin’ny fampiasana ny aingampanahy eo amin’ny sehatry ny famoronana na fanatsarana na fanitarana, sns. Aingam-panahy avy ao anaty fa tsy ilay volena amin-javatra hafa. Mihataka tsikelikely, anefa, izany satria mihazakazaka be ny […]
« Safiotra »: Fampirantiana voalohany aty Afrika ho an’i Yinka Shonibare
Fifangaroana, tafan-kolontsaina, maha izy, asehon’ny zavakanto. Miverimberina ireo raha hiresaka ilay fampirantiana goavana « Safiotra », izay entin’i Yinka Shonibare voalohany aty Afrika, raisin’ny Fondation H eto Antananarivo. Sanganasa mandritra ny 20 taona. Ireo no natambatr’i Yinka Shonibare anatin’ny fampirantiana « Safiotra » (Hybridités/Hybridities). Nasain’ny Fondation H manokana ity mpanatalenta […]
Matory andro: Mila famoha mandry ny Malagasy
Tsy famohazana fota-mandry fa fanairana ny matory. Vatana, saina, fanahy, saika matoritory avokoa ny an’ny Malagasy. Izay niavian’ny torimaso, tsy maninona fa ny fomba tsy hampatory no mila tadiavina. Tsy mety miverina amin’ ny tsirairay mihitsy ny fahalalana fa Malagasy izy. Azy manontolo i Madagasikara sy ny hareny ary ny […]




