Ny mihazakazaka tsy mba dia ary ny horakoraka tsy mba kalo. Ao anatin’ny fiatrehana fifaninanana goavana avokoa ny ankamaroan’ireo taranja isanisany. Araka izany, efa anatin’ny fanomanana avokoa ny tsirairay. Ny jafajafan-dia nefa fanaon’ny matanjaka, ny rodorodo famindra fanaon’ny mahery, fa ny lantolantom-pihetsika kosa an’ny manam-panahy. Samy manana ny fomba fanomanany […]
Taratra
Rallye: Niala ny filohan’ny Federasionina sport automobile de Madagascar (FSAM)
Nanapa-kevitra ny hametra-pialana ny filohan’ny Federation sport automobile de Madagascar (FSAM), rehefa tsy tazana nandritra ny taom-pilalaovana 2024. Nanipy ny fanohizana ny fitantanana any amin’ireo filohan’ny klioba izay nanangana ny rafitra tetezamita izy, mandra-pahatonga ny fifidianana vaovao. Nampahafantarin’ny komity mpanatanteraka tetezamita ny mpanao gazety teny Marais Masay, ny zoma lasa […]
Mbolalalaina Joël : Atleta mahafehy taranja maro
Vitsy ny atleta mahafehy taranja maro eto Madagasikara. Anisan’izany Rakotoniaina Aimé Mbolalalaina Joël, izay sady mpanazatra, mpilalao baolina kitra sy rugby ary basikety, miampy ny judo sy ny tolona ary ny taekwondo. Atleta feno! Io teny io no azo ilazana an-dRakotoniaina Aimé Mbolalalaina Joël, Malagasy atleta 28 taona, izay fantatry […]
TARATRY ny KANTO
Noraisin’ny filohan’ny Repoblika Rajoelina Andry tao amin’ny Lapan’Ambohitsirohitra, ny zoma lasa teo, ny solontenan’ny fianakaviana Kamamy. Misolo tena ny taranaka mivantan’ny Ampanjaka Toera sy ireo olom-boafidy avy any amin’ny faritr’i Menabe izy ireo. Mba hahafahana mandamina ny fomba fandraisana ny kabeson’ny Ampanjaka Toera. Atao makotrokotroka ny fandraisana azy io satria […]
« Zara-Revy »- Samoëla: Nitety vanim-potoana tao anatin’ny ora dimy
Taona 2025, mandia ny faha-30 taonany an-tsehatra i Samoëla. “Efa sasany”, no nilazany ity vanim-potoana lehibe ity. Tao anatin’ny fampisehoana “Zara-Revy” andiany fahefatra, notanterahina tetsy amin’ny Kianjan’ny Malacam Antanimena, no nitetezany an-kira io 30 taona io. Izany hoe, saika ireo hira anisan’ny nahafantarana an’i Samoëla no nomena laka kokoa. Samy […]




