Nidina tany an-toerana, nitarika ny asa fanombohana ny fanarenana ny tohodrano Dabara sy ny fotodrafitrasa famatsiandrano sy ny lakandrano, ny minisitry ny Fambolena, Ramindo Gaëtan, ny herinandro lasa teo. Hampitombo ny voka-bary sy ny fambolena ny fahavitan’ity asa ity. Hanomboka ny asa fanarenana any amin’ny lemaka Dabara, faritra Menabe. Anisan’ny […]
Taratra
FANTINA sy FINTINA
Andiany fahadimy amin’ireo mpitarika politika noraisin’ny filohan’ny Fanavaozana, ny Kly Randrianirina Michaël ny filohan’ny Antenimiera, ny depiote Randrianasoloniaiko Siteny sy ny filohan’ny Ceni, Rakotonirina Thierry, ny herinandro teo. Tafiditra amin’ny dinika politika izany ka niresahana ny raharaha politika. Mitsipaka ny fivoizana ny federalisma ny ben’ ny Tanànan’Antsiranana sady administratera sivily, […]
Antoko MFM : “ Mila diovina aloha ny tokotany”
Mitohy ny fifanakalozan-kevitra eo anivon’ny MFM (Mpitolona ho an’ny Fampandrosoana an’i Madagasikara). Laharam-pahamehamana ny fampahatanjahana ny antoko sy ny famerenana ny ondry hiverina am-bala, araka ny nambaran-dRandrianirina Jean Ignace, filoha mpiara-mitantana ny antoko MFM. Ankoatra izay, anton’ny fihaonana, omaly, teny 67Ha, ny fifanakalozam-baovao sy fametrahana ny toeran’ny MFM amin’izao andron’ny […]
Tsy maintsy miara-midinika
Mihamazava amin’izao fotoana izao ny zotra politikan’ny fanavaozana ny Repoblika. Mivelatra amin’ny ankolafin-kery rehetra. Tsy ankanavaka loko fa afaka mandray anjara daholo na ny volomboasary aza. Efa hitahita soritra izany ankehitriny. Tsy maintsy miditra amin’izay rahateo noho ny hamehana maro isan-karazany. Iaraha-mahita fa tsy araka ny nantenain’ny mpitolona ny […]
Kly Randrianirina Michaël : Miantso fihavaozana ara-tsaina sy fanahy ny filoha
Nankalaza ny faha-30 taonany ny Fiangonana Apokalypsy maneran-tany (Fam), afakomaly, tetsy Mahamasina. Niatrika izany ny filohan’ny Fanavaozana, ny Kly Randrianirina Michaël. Nampita hafatra ho an’ny rehetra izy. Nanotrona ny Fiangonana Apokalypsy maneran-tany ny filohan’ ny Fanavaozana, ny Kly Randrianirina Michaël, afakomaly, teny Mahamasina. Nampahatsiahy ny soratra Masina, «Indro havaoziko ny […]





